18/06/2026
hoanao izay te hianatra langue anglais @ Gïacìntø Këmãl sur place zany hoe mianatra langue en salle hoany olona izay vonona mipetraka Antananarivo,manao en direct Zah amaray manambara programme makasika fianarana langue anglaise izay fa mahaiza manararaotro fa place limité aii
17/06/2026
Ny olona tsy nandalo fijaliana dia olona sarotro tafita @ fiainana matetika olona nandalo sedra mafy sy jaly mafy fona olona matetika tafita @ fiainana 🥰
13/06/2026
🔴 INFIRMIERA AO AMIN'NY HJRA
📍Hita faty tanaty hantsana
Infirmiera tokony hiandry raharaha teny amin’ny HJRA ilay tovovavy nisy namono, nariana tanaty hantsana, teny Manjakavaradrano, afakomaly. Nalaina an-keriny sy nitakina vola 2 000 000 Ar ny ray aman-dreniny, izay niafara tamin’ny vono olona.
©️ Newsmada
12/06/2026
Enganie ho Tonga aminy tanjogno hirinao anao @ ity taona 2026 ity ary tsy maintsy ho tanteraka izany satria anao tsy magnano ratsy olo Ary matoky 🙏 amizay Zavatra ataonao 🥰
11/06/2026
Mifankatiava atsika havako aby fa samy malagasy na Zah na anao dia olona iray ihany samy malagasy aby atsik ty kai aza mifagnary ampia iz koa misy tokony agnampianao izy,aza ahiliky izy na de tsy manana aza aza, ambanigny izy aminy Zavatra hainao fa ny Zavatra hainy kosa Méty tsy hainao ary aza malaigny namana tafita fa ataov ezaka nao mba ho tafita otrany izy koa, donc andao atsika hifanampy
10/06/2026
Anao koa mipetraka Antananarivo edy manaova présent(e) aminy commentaires ao azafady Aveo midiry mp direct na lelahy anao na viavy,hoanao izay mipetraka Antananarivo edai Mbola ts Amin faritry fa mbola tana
07/06/2026
🇲🇬
Aiza toerana na place misy anao ign aii ataova amin commentaires ao fa Tonga fotoagna
06/06/2026
NO PAIN,NO GAIN 🇺🇲
- tsy misy resy tsy miady🇲🇬
MONEY MAKES A MAN 🇺🇲
-Ny vola Maha rangahy 🇲🇬