RSM Ottawa-Gatineau

RSM Ottawa-Gatineau

Partager

Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de RSM Ottawa-Gatineau, Évènement sportif, Ottawa, Ottawa, QC.

Malagasy sports & cultural event • Ottawa-Gatineau 2026
Événement sportif & culturel Malagasy • Édition 2026 Ottawa-Gatineau

https://linktr.ee/rsm.ottawagatineau

Photos from RSM Ottawa-Gatineau 's post 07/18/2026

Tontosa soamantsara ny andiany voalohany tamin'ny Diantongotra 5 Kilometatra nandritra ny RSM Ottawa-Gatineau 2026. Nahavory mpandray anjara miisa 50 mahery avy amin'ny sokajin-taona samihafa sy tanana maro: Antananarivo, Brossard, Chapais, Gatineau, Ile-Perrot, Lévis, Mascouche, Minneapolis, Moncton, Montreal, New York, Ottawa, Québec, Raleigh, Saint Esprit, Saint-Hubert, Saint-Valerien-de-Milton, St Hyacinthe ary Trois-Rivières. Tena nahazo fy ny rehetra ary nisy ihany koa aza ireo niaraka tamin'ny poussettes.
Ny tena tanjon'ity andiany voalohany inty dia ny hamporisihana ny Malagasy hihetsika, hikarakara ny fahasalamany ary hanana fotoana hifampizarana sy hifankahitana, mba hazoto mihetsika no sady manamafy hatrany ny firaisankina eo amintsika malagasy.
Fisaorana lehibe no atolotra ireo mpandray anjara rehetra sy ireo mpilatsaka an-tsitrapo izay nahafoy tena sy ora maro. Raha tsy nisy anareo dia tsy tontosa inty andiany voalohany inty.

+++

La première édition de la Marche de 5 kilomètres, organisée dans le cadre de la RSM Ottawa-Gatineau 2026, a été un franc succès. Elle a rassemblé plus de 50 participants de tous âges. Les villes d'Antananarivo, Brossard, Chapais, Gatineau, Île-Perrot, Lévis, Mascouche, Minneapolis, Moncton, Montréal, New York, Ottawa, Québec, Raleigh, Saint-Esprit, Saint-Hubert, Saint-Valérien-de-Milton, Saint-Hyacinthe et Trois-Rivières étaient représentées. Tous ont passé un excellent moment et certains avaient même apporté des poussettes.

L'objectif principal de cette première édition est d'encourager les malagasy à bouger, à prendre soin de leur santé et à avoir l'occasion de se rencontrer et d'échanger, afin qu'ils restent actifs et continuent de renforcer l'unité de la communauté malagasy.

Un grand merci à tous les participants et bénévoles qui ont donné de leur temps et de leur dévouement. Sans vous, cette première édition n'aurait pas été possible.

Photos from RSM Ottawa-Gatineau 's post 07/17/2026

‼️ Entana adino - Lost and Found ‼️

RSM Ottawa-Gatineau 2026.

Miala tsiny fa izao vao tena vita ny fampirimana entana.

Ottawa na Montreal na Quebec ihany no tratra. Raha USA dia any @ RSM NY/NJ/CT 2027 no fotoana 😬

-----

‼️ Dernier lot d'objets retrouvés ‼️

Ramassage à Ottawa- Montréal- Québec seulement.

USA: Rendez-vous au RSM NY/NJ/CT 2027 😬

Photos from RSM Ottawa-Gatineau 's post 07/09/2026

🏆 RSM Ottawa–Gatineau 2026 🏆
Tontosa soa aman-tsara ny RSM 2026! ❤️💚🤍
Misaotra indrindra an'ireo mpandray anjara rehetra, ireo ekipa, ireo mpilatsaka an-tsitrapo, ireo mpiara-miombon'antoka ary ianareo rehetra tonga nanohana sy nampahery. Ny fanatrehanareo sy ny hafanam-ponareo no nahatonga ity hetsika ity ho tena nahomby.
👏 Arahabaina ireo tompondaka sy ireo vice-champions rehetra! Mendrika ny dera ny ezaka, ny faharetana ary ny toe-panatanjahantena nasehonareo. Mirehareha aminareo izahay.
Ankoatra ny fandresena sy ny valim-pifaninanana, manantena izahay fa samy nitondra fahatsiarovana tsara, namorona finamanana vaovao ary nanamafy ny firaisankina sy ny kolontsaina malagasy tamin'ny alalan'ny fanatanjahantena ity RSM 2026 ity.
Misaotra anareo rehetra tamin'ny fandraisana anjara sy ny fanohanana nahatonga ny RSM Ottawa–Gatineau 2026 ho fotoana tsy hay hadinoina. Manantena ny hihaona aminareo indray amin'ny andiany manaraka any New York 🇲🇬🍁❤️

Photos from RSM Ottawa-Gatineau 's post 07/09/2026

Alefaso haingana araka izay azo atao ny hafatra manokana raha anao ny iray amin'ireo zavatra ireo.

Envoyez nous un message privé le plus tôt possible si un de ces items affichés vous appartient.

07/06/2026
Vous voulez que votre entreprise soit Gym la plus cotée à Ottawa ?

Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Emplacement

Téléphone

Site Web

Adresse

Ottawa
Ottawa, QC

Heures d'ouverture

Lundi 9am - 5pm
Mardi 9am - 5pm
Mercredi 9am - 5pm
Jeudi 9am - 5pm
Vendredi 9am - 5pm