Faly dia faly tokoa ny Diaspora Uela t@ fanotronanareo ny hetsika izay notanterahina tany Stuttgart koa dia mbola mamerina fisaorana hatrany.
Diaspora Uela
Kontaktinformationen, Karte und Wegbeschreibungen, Kontaktformulare, Öffnungszeiten, Dienstleistungen, Bewertungen, Fotos, Videos und Ankündigungen von Diaspora Uela, Sofienstraße 13, Heidelberg.
Unabhängig davon, woher du kommst oder wo du dich befindest – wir brauchen einander. Der Diaspora Uela Verein e.V. freut sich über deine Unterstützung, ebenso wie die Menschen in Madagaskar. Gemeinsam können wir Hoffnung schenken und Licht in ihr Leben bringen.
Sei dabei am 15.02.2025 in der Alten Scheuer Stuttgart Degerloch, und lass uns gemeinsam diesen Weg gehen!
https://tapakila.fr/evenement/soiree-caritative-avec-rijade/
07/01/2025
Manakaiky ny Fotoanantsika, ary efa vonona daholo ireo invités atsika rehetra koa manantena ny fahatongavantsika rehetra ehttps://tapakila.fr/evenement/soiree-caritative-avec-rijade/
Banane iaby o
26/12/2024
Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
Noely niarahana t@ ireo ray amandreny, zoky sy zandry izay tsy manan-kialofana tao Antsirabe. Mankasitraka tanteraka ny Traiteur Tsirofo izay nanampy t@ fikarakarana ary Mankasitraka ihany koa ho an'ireo izay rehetra nandray anjara t@ hetsika izay natao. Mbola mamerina Fiarahabana ho antsika rehetra avy ny ekipan'ny Diaspora Uela . Mahazo Fahasalamana daholo hiatrika ny taona vaovao
Klicken Sie hier, um Ihren Gesponserten Eintrag zu erhalten.
Lage
Service kontaktieren
Telefon
Webseite
Adresse
Heidelberg
69115
Öffnungszeiten
| Montag | 07:00 - 22:00 |
| Dienstag | 07:00 - 22:00 |
| Mittwoch | 07:00 - 22:00 |
| Donnerstag | 07:00 - 22:00 |
| Freitag | 07:00 - 22:00 |
| Samstag | 07:00 - 22:00 |
| Sonntag | 07:00 - 22:00 |