07/09/2026
Ireto manataka kara io fona....nefa tsy mahazo ldc mhtsn
Información de contacto, mapa y direcciones, formulario de contacto, horario de apertura, servicios, puntuaciones, fotos, videos y anuncios de FOOT - Dresaka Mada, Deportes, ssss, Las Rozas de Madrid.
🔥 Tongasoa eto amin'ny FOOT- DRESAKA MADA! ⚽
📰 Vaovao farany, transfert, résultats ary analyses football.
👉 Tsindrio "Suivre", asio J'aime, Commentaire ary Partager hanohanana ny pejy.
💙 FOOT-DRESAKA MADA – Ny football, ny passion-ntsika!
07/09/2026
Ireto manataka kara io fona....nefa tsy mahazo ldc mhtsn
05/09/2026
Ny resy Real fa tsy hampiova, ny Barca 11 taona izany
Anarany club iray izay eto mada🔵🔴 :fc 11ans, fc piscine, fc be taim-bava, fc voalavo, fc coiffure jaune volo, fc ankizy kely, fc mitsiriritra Lamine fotsiny, fc tsy ampy saina,tohizo izay mahita
03/09/2026
Maillot fotsiny no miovaova isan-taona, fa ny ldc reste 5 fona eo 😭
03/09/2026
Fahagagana🤪 , Mrc Lamine Yamal, fa nanaja 8:2 ianao
Hita tamin'ny Godasse an'i Lamine Yamal 8:2 izay score tena namparary fo be an'ireo fans Barcelona... Ary misy fanajana ihany kay Ity bandy Kely ity, respect ho an'n elah izahay 🫡
01/09/2026
Mikapoka fantsy nareo fa tss nanompa anareo ny eo,, fa hoy nareo fa mahatsiaro ny victoire nareo t@ real resinareo 5:2 iny amn Victoire nareo nakaly🙄
31/08/2026
Iza iaby isika Real Madrid ato🤍
30/08/2026
Iza ny marary fo akoatr fans ny Barca 🙄??
30/08/2026
😅 SANGY RATSY NY TENIN’I FERRAN TORRES! 😂💔
Hoy izy: «« Hiady mafy aho ary hanome ny heriko manontolo ho an’ny PSG raha ilaina izany, mba hahatratranay ny LDC 5 ny Barcelona. Fantatro anefa fa tsy hahazo LDC intsony ny Barcelona… fa tapitra eo amin’ny 5 ihany . 😂 »»
NB : Efa manana LDC 2 ny PSG, ka 3 sisa dia hahatratra ny 5 Barca. 😭😂
Raha mitohy toy izao fahazahoa psg, mety amin’ny 2031 aza efa tratranay ny PSG izany. 🤣
🔥 Izany kosa tena sangy ratsy ho an’i Barça an!😂💔
29/08/2026
Efa tsy andriko match ity, hahita 8:2 mitovy t@ Bayern ndray koa 😊