Nirina Man

Nirina Man

Partager

Nirina pkm

15/10/2025

New post Kely ndray ary

17/06/2025

Qui a dit que c'est fini
Non.ca ne fait que commencer

29/04/2025

Otran mba nahagaga anah ian tyh oe
fa Maninona no tsy mitovy ny zavatra nataoko sy le teo am le fitaratra
Otram mapataotra ian ka 😕

Aboarina Ary v io sa réelle rah amnao

28/04/2025

Pas de mots

07/04/2025

Week-end Kely tany imerintsiatosika tany
Nanandrana ze mety ho vita
❌❓Ino kosa ngamba fa za no nanao an zan side twist in side zan volohan teto Madagascar 😱😱😂🥇🥵 na de tao anaty Rano Ary 🥲

22/03/2025

Kotrana Kely teny ankatso teny
Team Lasc'art forever

16/03/2025

Ny akabeazan n olla rehetra izay tsy panao PARKOUR de matetika izy miteny hoe🗣️
❌Olondebe io elah mbola manao sita2 sy milalao akofa fona
❌Zavatra ( tsy hinanakanina/tsy mahasoa/tsy mitondra maakaiza) io no andanin lah fotona
❌Mbola ho tapaka am io lo lah e fa tohizo fona e.
❌........
Tsy aiko alo oe za rery v no azon zan e
Fa atsany anaty message privé any Ary mbola bedeb n mamantsy ny tenanay Ary Tonga de le soratra mankarary fo reny mintsy

Ka noho izany indridra no nanaovako anito vidéo Kely ito (vidéo motivation Kely nalaina tam feo🗣️ an Lilou ruel)

08/03/2025

La pluie c'est mon coach personnel d'aujourd'hui " sous la pluie je trouve ma motivations

06/03/2025

Un peux de recap 😇😇

Vous voulez que votre entreprise soit Gym la plus cotée à Paris ?

Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.

Emplacement

Site Web

Adresse

Paris