Feno automobile

Feno automobile Hoy Jesosy
" Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain' Andriamanitra " ( Lioka : 18 / 27 ) .

🔧 Ny fiaranao andraikitray 🪛⚙️ Réparation fiara ⚙️     Aza misalasala miantso anay raha sendra sanatria misy olana ny fi...
08/09/2026

🔧 Ny fiaranao andraikitray 🪛

⚙️ Réparation fiara ⚙️
Aza misalasala miantso anay raha sendra sanatria misy olana ny fiaranao

Mp
📞 : 034 41 647 57
033 84 061 54

1️⃣ - Boite de vitesse
2️⃣ - Pont & transfert
3️⃣ - Turbo & embrayage
5️⃣ - Train avant & arrière ary frein

Toerana : By pass alasora Antananarivo.
Afaka manatona anao koa izahay tompoko !

Faly miarahaba anao ! " Ny fiaranao andraikitray "          ➡️ Mécanique automobile.          ➡️ Électricien AUTO .     ...
02/09/2026

Faly miarahaba anao !

" Ny fiaranao andraikitray "

➡️ Mécanique automobile.
➡️ Électricien AUTO .
1 - Diesel
2 - Éssance

1️⃣ - Izahay ato amin'ny Feno automobile dia afaka mamaha ny olanan'ny fiaranao :
- Fiara tsy velona / kely aina / ratage / manetroka / consomme / mamono tena / mitambokona .

2️⃣ - Misy koa ireo spécialiste toin'ny :
1 - Manamboatra TURBO.
2 - Manamboatra boite de vitesse.
3 - Manamboatra PONT & transfert.
4 - Embrayage & frein
5 - Train avant et arrière sns ...

3️⃣ - Aza misalasala miantso fa ho vahanay ny olanao.
Toerana: By pass alasora Antananarivo.
Déplacement possible TANA.

Faly miarahaba anao !Mitohy avy atrany ny asa tompoko !✅ Izahay ato amin' i  # # # Feno automobile  # # # dia manao ny a...
15/08/2026

Faly miarahaba anao !

Mitohy avy atrany ny asa tompoko !
✅ Izahay ato amin' i # # # Feno automobile # # # dia manao ny asa :

1️⃣ - Manamboatra PONT
2️⃣ - Manamboatra boite de vitesse
3️⃣ - Manao Adaptation moteur
4️⃣ - Adaptation boite de vitesse

✅ Koa raha mahaliana anao izany na misy olana ny FIARA anao dia aza misalasala miditra Mp na miantso ny laharana téléphone :

📞 : 034 41 647 57

✅ Tsara ny mampatsiahy anao fa ny asa rehetra izay ataonay dia garantie avy koa.
BY PASS ALASORA
Déplacement possible TANA et province.

Faly miarahaba anao !  Ireto misy moteur  ho an' izay liana.    1️⃣ Moteur spreter 308  4 cylindre     2️⃣ Moteur Nissan...
02/08/2026

Faly miarahaba anao !

Ireto misy moteur ho an' izay liana.
1️⃣ Moteur spreter 308 4 cylindre
2️⃣ Moteur Nissan x travail T30 diesel

Moteur VELONA tsara daholo ireo
Aza misalasala miditra Mp na miantso

📞 : 034 41 647 57

✅ Izahay ato amin'i automobile koa dia manao ny asa :
1️⃣ - Adaptation moteur (électronique avadika moteur TSOTRA
2️⃣ - Adaptation boite de vitesse (automatique avadika manuelle) .
3️⃣ - Manamboatra boite de vitesse .
4️⃣ - Manamboatra PONT , sns...

✅Tsara ny mampatsiahy fa garantie ny asa rehetra ataonay

Toerana : By pass alasora Antananarivo
Déplacement possible TANA et province.

Finaritra !!      Mbola mitohy atrany  ny asa tompoko 1️⃣ - Adaptation moteur 2️⃣ - Adaptation boite de vitesse 3️⃣ - Ma...
30/07/2026

Finaritra !!

Mbola mitohy atrany ny asa tompoko

1️⃣ - Adaptation moteur
2️⃣ - Adaptation boite de vitesse
3️⃣ - Manamboatra PONT
4️⃣ - Manamboatra boite de vitesse

Koa raha mahaliana anao izany tompoko dia aza misalasala miditra Mp
na miantso ny laharana téléphone

📞 : 034 41 647 57

✅ Ny asa rehetra dia garantie ✅
By pass alasora Antananarivo.
Déplacement possible TANA et province.

Jereo sao mahasoa ny fiara anao tompoko ity !!     ➡️ Izahay ato amin'ny Feno automobiles dia manao ny asa:            1...
27/07/2026

Jereo sao mahasoa ny fiara anao tompoko ity !!
➡️ Izahay ato amin'ny Feno automobiles dia manao ny asa:

1️⃣ - Adaptation moteur
2️⃣ - Adaptation boite de vitesse
3️⃣ - Manamboatra boite & pont

" Ny fiaranao andrank'itray "
➡️ Raha misy olana ny boite na pont an'ny fiaranao na misy maha LIANA anao ireo tompoko dia aza misalasala miditra

Mp
📞 : 034 41 647 57
By pass alasora
Déplacement possible TANA et province

Salama tompoko 1 - Tinao ho soloina moteur hafa ve ny moteur ny fiaranao ?2 - Tinao hatantsaka kokoa ve ny fiara anao & ...
16/06/2026

Salama tompoko
1 - Tinao ho soloina moteur hafa ve ny moteur ny fiaranao ?
2 - Tinao hatantsaka kokoa ve ny fiara anao & afaka milavalava tsara?

"Izahay dia manao adaptation moteur "
Aza misalasala ny miditra Mp na miantso ny laharana
Tel : 034 41 647 57

ny asa dia garantie anay foana
Déplacement possible TANA et province
By pass Antananarivo !

22/05/2026

Address

By Pass Alasora Antananarivo
Alasora

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feno automobile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share