26/12/2025
❤️ Une de nos clients très satisfaite du sweat 303 Miregnina Basket ✅
Misaotra nanjifa Sanda Nirikou 🥰🫶.
Amin'ny alahady indray no tonga ilay commande'nao anakiray😉😍
✅ 100% Coton
✅ Authentique
✅ Tissu de qualité
Ho antsika mbola tsy naka dia aza ela, aza tara intsony fa ny faran'ny taona ity efa akaiky, ny entana efa vitsy dia vitsy sisa😌
☎️ Antsoy avy hatrany ny 038 32 877 17 raha hanao commande ianao
📩 MP direct raha mila fanazavana fanampiny na hanjifa ihany koa
24/12/2025
🫶❤️ Mankasitraka anareo nanjifa rehetra tompoko ❤️🫶
Rehefa afa-po ianareo dia faly izahay ka dia misaotra ireo izay rehetra nanao commande🤝😊
✅ Nisy ny efa livré ary rahapitso tonga indray ny manaraka.
👉 Hoan'ireo rehetra efa niresaka ny hanao commande dia fotoany izao, vitsy dia vitsy izy ireto sisa ka sao tara.
👉 Mbola mandray commande aloha izahay izao ka midira MP ianareo izay haka.
☎️ 038 32 877 17 ( afaka antsoina avy hatrany raha manana fanontaniana ianao )
22/12/2025
🔥👉 38.000 Ar - Sweat avec capuche 👈🔥
D'autres couleurs de notre produit 303 Miregnina Basket debarque chez nous
Style frais, jeune et confortable pour ceux qui aiment se démarquer
👉 Le stock diminue de jour en jour. Premier arrivé, premier servi 😉
➡️ 38.000 Ar - Sweat avec capuche
➡️ 35.000 Ar - Sweat sans capuche
✅ 100% coton
✅ Tissu de qualité
✅ Style juvénile
📩 Commande en message privé
☎️ 038 32 877 17
🎊 La fête approche, sois prêt pour le bon look
👍 C'est fait pour toi, ne tardes pas
21/12/2025
🔥 Sweat authentique disponible de suite 🔥
À l'occasion de la journée internationale du basketball, 303 Miregnina Basket dévoile son hoddie authentique, conçu avec soin et pensé pour les vrais passionnés 🏀
👉38.000 Ar seulement (sur commande)
👉 Couleur gris et noir
👕 Taille disponible XXL, XL, L, S
✅ Tissu coton de qualité
✅ Avec étiquette
✅ Confort assuré, coupe stylé
Si tu aimes les hoodies qui ont une âme et une vraie esthétique, celui-ci est fait pour toi 👌
📩 Commande en message privé
☎️ 038 95 661 90
Stock limité, ne rates pas 😉
19/09/2025
⚠️Tahirin-tsary vitsivitsy nandritra ny lalao famaranana 303 Miregnina Baskety 3ème Édition ⚠️
Isaorana hatrany ireo rehetra niaraka nisalahy nikarakara ity andiany fahatelo ity🤝❤️
Rovina no hataotsika ny 4ème Édition ? 😉🔥
26/06/2025
🇲🇬🥳 Tratry ny asaramanitra daholo isika Malagasy rehetra eh🇲🇬🥳
🤩Amin'izao andro fety izao dia tsy hay ny tsy hisaotra ireo mpanohana rehetra izay niaraka nisalahy sy niara-niasa nandritra iny Tournoi Miregnina Baskety 3ème Édition 2025 iny❤️🫶
🙏Mirary ny soa ary hitombo haja, hitombo voninahitra anie ianareo Mpanohana rehetra🙏
Minerva Bernako Fitarikandro
AFM radio 90.60 Mhz
Snack-Bar Ah Tsim Tsen Ambalavao
Kia'mbala 303. impression sur t-shirt, Découpe autocollant, Ambalavao 303
Computer Store
Heri Niaina - Best Photo Ambalavao
23/06/2025
🏆🥇Champions & Championnes🥇🏆
🎖Tournoi Miregnina Baskety 3ème Edition 2025🎖
Bernako Minerva Fitarikandro
AFM radio 90.60 Mhz
Snack-Bar Ah Tsim Tsen Ambalavao
Kia'mbala 303. impression sur t-shirt, Découpe autocollant, Ambalavao 303
Computer Store
Fianara 3x3 Basketball
23/06/2025
⚠️ Indro ary ny fandaharam-potoanan'ny lalao quart de finale ho an'i Sokajy U18 ⚠️
Fanamarihana: 08h manomboka ilay match fa tongava mialoha ihany🙏
Bernako Minerva dite Mme Fitarikandro
AFM radio 90.60 Mhz
Snack-Bar Ah Tsim Tsen Ambalavao
Kia'mbala 303. impression sur t-shirt, Découpe autocollant, Ambalavao 303
Computer Store
Fianara 3x3 Basketball
Heri Niaina - Best Photo Ambalavao
22/06/2025
😍🤩 Indro ary ireo sary nandritra ny phase de poule - U18 😍🤩
✅😉 Aza hadino ny mi-partage sy manisy réaction an'izay sary misy anao
Bernako Minerva Fitarikandro
AFM radio 90.60 Mhz
Kia'mbala 303. impression sur t-shirt, Découpe autocollant, Ambalavao 303
Snack-Bar Ah Tsim Tsen Ambalavao
Computer Store
Fianara 3x3 Basketball
Heri Niaina Best Photo - Ambalavao