06/07/2024
ππ
π’ πππ§π¨π¦ππ¨π€π ππ§ππ«π¨ππ§π² π§π² πππππππππππ ππππππAL ππππππ πππππ πππππ πππππππππ π€π ππ¨π² π’π³ππ¨ π§π² πππ§πππ‘ππ«ππ¦-π©π¨ππ¨ππ§π.
16/06/2024
Vita soamantsara ny "concours shoot" nikarakaraintsika.
Nilamina tsara ny fizotry ny lalao
Isaorana Manokana ireto fa tena nahavita be tamin'ny fikarakarana:
- commune Urbaine Ambalavao nanome ny terrain nilalaovana.
- Section Basket Ball Ambalavao
- ombilahy Masiaka
- kiamabala 303 izay anisany ny Tena nanamarika indrindra tamininy concours iny aminy fanomezana tee-shirt sy fitaovana samihafa.
- club 303 city
Karakarao ny an'ny Tena fa neny hafa tsa omeny
foanaππ
11/06/2024
Aza adino n'y fotoanatsika amle 15 16 juin zao manomboka amin 2h tolakandro tsy diso...
Efa misokatra n'y fisoratana anarana eo amin kianja n'y toky fitaka lapan'ny tΓ nanan'Ambalavao Isaky ny 13h30mn tolakandro zay de bonne chance daholoππππ
05/06/2024
Avy amzay raha t'yπππ₯
Concours karakarain'ny Basket'n'akoho
Ny 15 16 juin hoavy zao
16 ans+ masculin ihany aloha....
Eo amin'ny kianja toky fitaka
Ny loka surprise be ππ
Tsy misy sarany ny fisoratana anarana
14 juin maraina ny faran'ny fisoratana anarana ka aza Tara ary
Suuuurrrr!!!!
07/12/2023
Efa nahazo jiron'akoho ve nareo??
Aza adino fa efa kely sisa de ivoka ndray ny basket n'akohoπππ
19/11/2023
AIZE E!!!! elaela izy zay an!! Rovina no tinareo hanombohana ny 3em edition ny basket n akoho?
Aza atao ela be fotsiny an!!!
11/10/2023
ππ
FIOFANANA FOHY 3x3
π’Asaina isika rehetra tia mikarakara Lalao FIBA 3x3 izay maniry hahazo fahalalana momba ity taranja ity mba ho avy handray anjara amin'ny fiofanana fohy atolotry ny FMBB.
β‘οΈSabotsy 14 Oktobra 2023 manomboka @ 2 Ora tolakandro - Foibe FMBB ( Poste 67ha / 4Γ¨ Γ©tage).
Dans le but de contribuer encore plus à la promotion du basketball 3x3 à Madagascar, nous invitons tous les organisateurs ou ceux qui sont intéressés par l'organisation d'un événement 3x3 à une réunion de mise en place de collaboration avec la Fédération Malagasy de Basket Ball ce samedi 14 octobre à 14h au siège de la FMBB 67Ha.
Pour ceux qui seront prΓ©sents, merci de confirmer votre prΓ©sence en envoyant un message privΓ© sur la page ou en appelant directement 0345218312.
Nous vous remercions d'avance pour votre prΓ©sence.
π
π²π¬