Espace A'Miel Ambatolampy

Espace A'Miel Ambatolampy

Share

Piscine, et espace enfant, ... ;
Terrain de Foot, Basket, ... ;
Piste moto, roleur ... ;
Maison d'hôte et location tent, ...

29/08/2026

Ny omly alina 🤗
Mankasitraka 104FM nisafidy ny Espace A'Miel 😁
Ambiance mafana , andro manfatsiaka
Temperature normal 💪😊

26/08/2026

Salama tompoko,
Efa tany Majunga ve enao , nefa manembona vacansy sahady ? Sa Mbola tsy tany tamin ity vacansy ity ?

Efa mafana zao ny andro "saika" nitovy ny any Janga ihany aty 😁
Ny tombony fotsiny : tsy lany 13h enao mamakivaky ny lohasaha katrany 🤗

Tongava maro ary e😀 jerenay tsara , karakarainay milay be izay tonga eo fa aza matahotra 🧐🥱😀

Bonne vancance avant rentrée jiaby basy e 🫠😅

23/08/2026

Miha mahazo vahana eto Ambatolampy ny tahaka izao.

Tongava ato aminay raha tianao ny manao fety tahaka izao.

Mandrapihaona ary 😊

PS : Ambatolampy 104, 1h miala Tana 🤗

20/08/2026

Coucou daholo,
Zoma 28 aout indray ny fotoanantsika.

Asiana kilalao ve ? Aleo andinika kely 😁🧐

Photos from Espace A'Miel Ambatolampy's post 01/08/2026

Salama daholo,
Ho alefa tsikelikely eto ireo sary nalefanareo koa dia araho tsy tapaka ary ny pejy 🤗

28/07/2026

Salama daholo ,
Alefaso aty aminay ny sary tianareo ho avoakanay ary e, sary tato ihany a 😁😄

25/07/2026

Marriage en plein air chez nous 🤗
Client satisfait🥰
Et vous 🤔 le grand jour serait ou ? ❤️

23/07/2026

Soraty hoe avy aiza ianao no ho avy hijery azafady ?

🤗Am asabotsy ny fotoanantsika ary e🙂

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambatolampy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambatolampy
104

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:30
Sunday 09:00 - 18:30