15/04/2026
🟡⚪ YAS COUPE DE MADAGASCAR| SITE SIRAMA ⚪🟡
Anisany kianja handray lalao ny " KIANJAN'NY SIRAMA. Lalao eo amin'ny TP SIRAMA sy FC SMILE SOFIA.
Kay Avia maro atsika ny alahady 12 aprily izao ao amin'ny Terrain SIRAMA hanoagna ny ekipan-tsika eto Ankarabe. 💪🙏
09/04/2026
⚪🟡 COUPE DE LA Section Football Ambilobe | DEMI-FINALE RETOUR 🟡⚪
Nohon'ny toe-trandro dia tsy vita ny lalao manasa-dalana miverina teo amin'ny MCA AMBILOBE sy FC TAFARAY ny alahady lasa teo. Ka ho tanterahina ny sabotsy izao ao amin'ny Terrain CAP J amin'ny 3 ora.
Azovy alainao 💪🙏
Ameza pronostic-nao 💪🙏
02/04/2026
🟡⚪ COUPE DE LA SECTION AMBILOBE| DEMI FINALE RETOUR ⚪🟡
Amin'ny Sabotsy sy alahady io, no atao ireo lalao manasa-dalana miverina amin'ny fifaninana " COUPE DE LA SECTION AMBILOBE".
Kara ty programme 🙏💪
Azovy alainao 💪 🙏
Ameza pronostic-nao 🙏 💪
25/03/2026
🟡⚪ COUPE DE LA SECTION 🟡⚪🟡⚪🟡AMBILOBE| DEMI-FINALE ALLER
Hafana ny farany erinan'andro eto AMBILOBE. Hiditra amin'ny manasa-dalana mandroso amin'ny fifaninana " COUPE DE LA SECTION AMBILOBE" .
Kara ty ny programme :
📅Samedi 28 mars 2026
▶️ MCA 🆚 FC TAFARAY
🏟️ Terrain CAP J
📅 Dimanche 29 mars 2026
▶️ FC CHAUDRON 🆚 TP PUISSANT
🏟️ Terrain CAP J
🎟️ 3000Ar
Azovy alainao 💪 🙏
Ameza pronostic-nao 🙏 💪
06/03/2026
⚪COUPE DE LA SECTION| QAURTS FINELE
Ny 21 sy 22 Martsa izao no ho tanterahana ireo ampahefadalana amin'ny fifaninana " COUPE DE LA SECTION".
Kara ty ireo fandaharam-potoana :
08/01/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Wën Ndël Rb, Jean Christian Chrysostome, Tsop Man, Blck Boy
01/01/2026
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Bro Makoa, Sao Blaise, Lį Nøt, Ngiah Pourquoi, Alfred Rambelo, Chamire Aly, Dî Diouf, Faïsal Junior, Joany Rz, El Fardou Da Silva, Jaÿ Dęn, Safidy Miantsa, Abdou Abdallah, Āñtó Ñíò, Romaric Romario, Jasta Rms
28/12/2025
🟡⚪ TENE FISAORANA AVY AMIN'NY SECTION FOOTBALL AMBILOBE ⚪🟡
Rehefa tontosa soa aman-tsara ny fifaninana Diviziona 1 Distrika Ambilobe, dia feno fankasitrahana ny fo. Ny fahombiazana dia vokatry ny fiaraha-mientan'ny rehetra, ka teny fisaorana avy amin'ny fo no atolotra ho an'ireto nanampy sy nanohana manokana:
✅ Vahoakan'ny Distrikan'Ambilobe: Isaorana ianareo tamin'ny fanohanana sy ny hafanam-po nasehonareo teny an- kianja.
✅ Ny Distrikan'Ambilobe sy ny Kaominina Ambilobe: Misaotra tamin'ny fanamorana sy ny fiaraha-miasa akaiky tamin'ny fikarakarana.
✅ Délégué de la Jeunesse et des Sports Ambilobe: Misaotra tamin'ny fitarihana sy ny fanohanana ny tanora.
✅ YAS MADAGASCAR: Teny fisaorana feno no atolotra an’i YAS MADAGASCAR " Partenaire Officiel" tamin’ity fifaninana ity. Mankasitraka tamin’ny fanohanana goavana sy ny fahavononanareo hampandroso baolina kitra eto amintsika. Ny fanohananareo no antoky ny fahombiazana.
✅ AZ EVENT: misaotra an'ny AZ EVENT (Partenaire en Communication du section football AMBILOBE) , tamin’ny fampitana ny vaovao sy ny fanehoana ny hakanton'ity fifaninana ity.
✅ Ligue de Football DIANA: Misaotra tamin'ny fanaraha-maso sy ny fampiroboroboana ny baolina kitra aty amin'ny faritra.
✅ DOKANE IMPORT: Misaotra tamin'ny fanohanana sy ny fandraisana anjara tamin'ny fahombiazan'ity hetsika ity.
✅ Ny Filohan'ny Klioba: Misaotra tamin'ny fanoloran-tena sy ny fitiavana ny fanatanjahantena.
Ny firaisankinantsika no hery! Ho ambony hatrany ny baolina kitra ato Ambilobe!
25/12/2025
🟡⚪ MCA NO TOMPONDAKAN'NY DISTRIKA AMBILOBE ⚪ 🟡
Ady hatramin'ny farany, hery nifandona tamin'ny hery. Samy tsy nisy nanaiky ho resy mora teo ambon'ny kianja ny Mca Ambilobe sy ny Tout Puissant Sirama Ambilobe . Nanitikitika ny fon'ny mpijery ny lalao, saingy nipoaka ny hafaliana ho an'ny mpankafy ny MCA.
✅ Vokany: MCA 1 - 0 TP SIRAMA
🥇 Lasan'ny MCA ny anaram-boninahitra Tompondaka.
Arahabaina ny ekipan'ny MCA tamin'ny fandresena, ary fankaherezana ho an'ny TP SIRAMA izay tsy niletra hatramin'ny farany
Partenaire communication : AZ Event
19/12/2025
FIFANINANA DIVISIONINA 1 AMBILOBE| LALAO FAMARANANA
Hafana raha ty!! Miakatra ny hafana.
Izay Mpilalao roa voalahany mampiditra baolina dia mahazo fanomezana 40 000Ar avy amin'ny " FAHEZ ( JAOKAPOAKA ).
Avia maro atsika eee 🙏
Partenaire communication : AZ Event