25/05/2025
MANDRIA AMPIADANANA RAY AMAN-DRENY ROSTINđđđ
Aminâny halahelo lehibe no nandenesanay ny fodia mandrinâi Sefo Rostin izay Ray amand-Reny mpikambana ao aminâny Association Diamaro Amboasary Sud vokatrinâny lozam-pifamoivoizana nahazo azy.
Ny fianakaviam-benâny Association Diamaro dia miara-ory aminâny fianakaviana iray manontolo no mirary fihononana feno ihany koa.
MANDRIA AMPIADANANA PAPA ROSTINđđ
_____
05/05/2025
FAMPIOFANANA MAIMAIM-POANA.
Fiaraha-miasa miaraka aminâny Fihariana
Ho antsika eto Farafangana
â
formation en pĂątisserie
â
formation en culture entrepreneuriale
â
6-7-8 mai 2025
â
sarany 0 ariary
â
voafetra 200 ny toerana
â
0385603271 na manantona mivantana ny Biraonâi DĂ©putĂ© Painchard ao Farafangana.
âââ
05/05/2025
NY FIANARANA NO LOVA TSARA INDRINDRA
« L'Ă©ducation est l'arme la plus puissante quâon puisse utiliser pour changer le monde. »
Nelson Mandela.
đCOURS DâAPPUI AU BACCALAURĂATđ
Ampifaliana no hanoloranay Association Diamaro ho anâireo zandry eto Farafangana hanala fanadinana baccalaurĂ©at aminâity taona ity ny COURS DâAPPUI ho fanampiana azy ireo.
Maimaimpoana ilay izy ka nefa kosa natokana ho anâizay tena vonona hianatra.
â
GRATUIT
â
Mpampianatra manana traikefa
â
Misokatra ny fisoratana anarana ao aminâny BUREAU DĂPUTĂ PAINCHARD Fenoarivo
â
0385603271/ 0321676459
â
Manomboka 10 mai 2025
HAREM-BE LOATRA IANAREO
_____
23/04/2025
Joyeux anniversaire Cher PRĂSIDENT
Velomihoatra Painchard
Mirarisoa hatrany aminy asa sy andraikitra rehetra izay sahanina.
23/03/2025
FĂLICITATIONS PS MODERNE
Mankasitraka antsika Mpandray anjara rehetra , ianareo Ray Aman-dReny Nanotrona nanome Voninahitra anâizao Lalao FAMARANANA izao.
Mankasitraka Tompoko ĂŽ đđŒ
23/03/2025
âœïžâœïž F I N A L âœïžâœïž
TOURNOI DIAMARO AMBOASARY SUD
Vs
23/03/2025
âŒïž LASA TOY. âŒïž
FINAL TOURNOI DIAMARO
OMBILAHY BETSIFA AMBOASARY SUD
Association Diamaro Amboasary Sud
Association Diamaro
Fanjaka Curly hair style
đđȘđ¶Ă©đ”Ă©đžđ· đđđđđ đđŹđđđ«.
Soa sarogne
Ndaty Randrana
Amboasary Tsy Maintsy Mandroso
23/03/2025
« E DIAMARO E MAHA TOVOLAHY »
LA GRANDE FINAL TOURNOI OMBILAHY BETSIFA