27/07/2026
Kitra ho Fampandrosoana
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kitra ho Fampandrosoana, Sport & recreation, Ambohitrinilahy, Ambohidratrimo.
27/07/2026
24/07/2026
๐๐โฝ๐ฅ TOURNOI FAMPANDROSOANA ๐ฅโฝ๐๐
๐ 8 รจme ALLER - RETOUR ๐
๐๐ COUPE ONDRY ๐๐
๐ช๐ธโฝ Raha ny Espagne no champion du Monde, ๐๐
โ๐ฅ Dia Iza indray no andrombaka ny amboara eto @ ๐ฅโ
๐๏ธ๐๏ธ KIANJA MALALAKA AMBOHITRINILAHY ๐๏ธ๐๏ธ
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ข๐ขโฝ Ampahafantarina isika mpankafia baolina kitra rehetra eto AMBOHITRINILAHY sy ny manodidina fa efa manomboka ny lalao ety an-toerana, ary mbola mitoy ny fisoratana anarana ho an'ny sokajy rehetra โฝ๐ข๐ข
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ ENGAGEMENT ARBITRE
โฝ SENIOR| 30 000 Ar. | 3 000 Ar
๐ U15|. 20 000 Ar. . | 2 000 Ar
โญ U13| 15 000 Ar. | 2 000 Ar
โโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐จ๐จโฝ MISORATA ANARANA HAINGANA ARY FA VOAFETRA NY TOERANA !!! โฝ๐จ๐จ
๐ค๐ฅ Organisateur : Michel , Tsila ๐ฅ๐ค
๐๐ Ao Tiazompaniry ๐
๐๐ Contact : 0381656312
๐ฌ๐ฌ Na - > MP
Ito ambany calendrier tsika 26 / 07/2026
๐๐โฝ
24/07/2026
๐๐ VITA NY FIAIDIANA NY AMBOARA ERAN-TANY... MIDITRA AMIN'NY PEJY VAOVAO NY BAOLINA AFRIKANINA! โฝ๐ฅ
๐ฒ๐ฌ๐ฅ VOASARIKA NY LALAN'NY BAREA AMIN'NY ANDRO VOALOHANY AMIN'NY FIFANINTSANANA CAN 2027!
Rehefa nifarana ny dian'ireo firenena tamin'ny fiadiana ny amboara eran-tany, dia mitodika amin'ny sehatra afrikanina indray ny mason'ny mpankafy baolina kitra.
Hanomboka amin'ny ady sarotra ny dian'ny Barea de Madagascar ๐ฒ๐ฌ amin'ny fifanintsanana CAN 2027, ka i Nizeria ๐ณ๐ฌ no hihaona aminy amin'ny andro voalohany amin'ny fifaninanana.
๐ช Fotoana lehibe ho an'ny Barea izao hanehoana ny heriny, hametrahana ny anarany eo amin'ny kaontinanta afrikanina ary hitondrana avo hatrany ny voninahitr'i Madagasikara. ๐ฒ๐ฌโค๏ธ
Tsy hisy lalao mora amin'ity fifanintsanana ity, fa ny firaisan-kina sy ny fanohanantsika no ho hery lehibe ho an'ny ekipantsika! ๐ฅ
๐
FANDAHARANA ANDRO VOALOHANY:
๐ฉ๐ฟ Algรฉrie ๐ ๐ฟ๐ฒ Zambie
๐ง๐ซ Burkina Faso ๐ ๐ง๐ฏ Bรฉnin
๐จ๐ฒ Cameroun ๐ ๐ฐ๐ฒ Comores
๐จ๐ฉ RD Congo ๐ ๐ฌ๐ถ Guinรฉe รquatoriale
๐ช๐ฌ รgypte ๐ ๐ฆ๐ด Angola
๐ฌ๐ฒ Gambie ๐ ๐ธ๐ด Somalie
๐จ๐ฎ Cรดte d'Ivoire ๐ ๐ฌ๐ญ Ghana
๐ฐ๐ช Kenya ๐ ๐ช๐ท รrythrรฉe
๐ฑ๐พ Libye ๐ ๐ง๐ผ Botswana
๐ฒ๐ผ Malawi ๐ ๐ธ๐ธ Soudan du Sud
๐ฒ๐ฑ Mali ๐ ๐จ๐ป Cap-Vert
๐ฒ๐ท Mauritanie ๐ ๐จ๐ซ Centrafrique
๐ฒ๐ฆ Maroc ๐ ๐ฌ๐ฆ Gabon
๐ณ๐ฆ Namibie ๐ ๐จ๐ฌ Congo
๐ณ๐ช Niger ๐ ๐ฑ๐ธ Lesotho
๐ณ๐ฌ Nigeria ๐ ๐ฒ๐ฌ Madagascar
๐ท๐ผ Rwanda ๐ ๐ฑ๐ท Libรฉria
๐ธ๐ณ Sรฉnรฉgal ๐ ๐ฒ๐ฟ Mozambique
๐ธ๐ฑ Sierra Leone ๐ ๐ฟ๐ผ Zimbabwe
๐ฟ๐ฆ Afrique du Sud ๐ ๐ฌ๐ณ Guinรฉe
๐ธ๐ฉ Soudan ๐ ๐ช๐น รthiopia
๐น๐ฟ Tanzanie ๐ ๐ฌ๐ผ Guinรฉe-Bissau
๐น๐ฌ Togo ๐ ๐ง๐ฎ Burundi
๐น๐ณ Tunisie ๐ ๐บ๐ฌ Ouganda
๐ฅ Inona ny vinavinanareo amin'ny adin'ny ๐ณ๐ฌ Nigeria ๐ ๐ฒ๐ฌ Madagascar?
Soraty ao amin'ny fanehoan-kevitra ny eritreritrareo! ๐โฝ๐ฒ๐ฌ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambohidratrimo