La Piscine Malaza Ambohimalaza

La Piscine Malaza Ambohimalaza

Share

Centre de loisirs et de détente, salle de réception Karaoké piscine pétanque billard babyfoot tennis de table karaoké terrain(foot,basket) coin grillade

18/05/2026

Ity sary anakiray ity, izay nanamarika ny Stand 16 no entinay Misaotra betsaka anareo rehetra izay nitsidika ny La Piscine Malaza nandritrany Foara be Ambohimalaza🙏🏻🥰
Manome fotoana anareo amin’ny herintaona indray🥰

14/05/2026

´Ndao hi-foara eeee🥳🥳
Efa ato izahay miandry anareo , Stand 16 🤗
Fihenam-bidy hatramin’ny 20% 🥰
📍Terrain Ambohimalaza

12/05/2026

‼️REMISE 20 % ‼️ be izao no omenay La Piscine Malaza Ambohimalaza anareo izay tonga manao réservation any amin’ity FOARA BE ity an 🥳

Na réservation ao amin’ny centre de loisirs izany na any amin’ny salle de réception 🥳

Tongava maro fa afaka tonga dia manao visite avy hatrany ianareo ✨😁

10/05/2026

Ela ela izay eee, mbola Variana nanomana zavatra mafinaritra be ho anareo izahay🤗
Aza adino ny fotoanantsika an🥰
Handray anjara amin’ny foara be ny La Piscine Malaza Ambohimalaza🤗
Hisy tolotra maro be ho hitanareo any😋
´Ndao hi-foara eeeee🥳

Mandroso dia mandroso ny fanomanana ny Foara Be An’Ambohimalaza 2026 🎉

🙏 Maneho fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho an’ireo mpanohana sy mpiara-miombon’antoka rehetra, na ireo orinasa na ireo olon-tsotra, noho ny fahatokisana napetrany amin’ny Kaominina Ambohimalaza.

🔶 SPONSORS OFFICIELS
- Fianakavian'ny Teraka sy Taranaka Ambohimalaza
- LFL Madagascar
- YAS

🔶 SPONSOR
- ITRAS

🔶 PARTENAIRES
- Technopet | CMP
- Domaine Saha ny nofy
- Granitex
- MBalik
- Extra Pizza
- APEM PAIQ
- Ny Havana
- Le Château d'Ambohimalaza
- Vida School
- BATI FORCE groupe
- Association Ambohimalaza France

Miara-mandroso isika 💪🚀

Photos from La Piscine Malaza Ambohimalaza's post 23/04/2026

Rehefa te hiala ny rotoroton’ny fiainana andavan’andro dia Aza adino ny mitsidika kely ny La Piscine Malaza🥰
📍Ambohimalaza, RN2, PK17
📞+261 34 31 240 06

12/04/2026

Raha misy fanontaniana maika ianareo dia tonga dia aleo miantso e😊

Ireo ny numéro mahazo anay tompoko

Mirary Alahady mahafinaritra antsika rehetra 🌸

09/04/2026

Tena manja kely ireto clientes kely manao vlog ireto 🥰❤️
Mankasitraka tompoko🙏🏻
Ianareo koa manaova vlog rehefa avy makaty amin’ny La Piscine Malaza 🤭🥰

Via Tik Tok Mialiniaina🙏🏻

07/04/2026

Ianareo ireto kosa aloha tena mahafinaritra ee 😁🥰🥳

Photos from La Piscine Malaza Ambohimalaza's post 07/04/2026

Tena tsy hainay ny tsy hisaotra anareo rehetra tonga tao amin’ny La Piscine Malaza Ambohimalaza tamin’ny Alatsinain’ny P***a 2026 iny ☀️🥳

Tena mitombo isan-taona foana ianareo 😊

Tena maminay be mihitsy 🥰

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

Raha manana sary ianareo dia aza adino mandefa azy eo amin’ny commentaire 🥳

05/04/2026

🥳Tratry ny P***a 🐰🥚🥚🐰
🎉Mirary fety sambatra ho antsika rehetra🥰

Rahampitso ny fotoana anh🎉

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohimalaza?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Ambohimalaza RN2 PK15
Ambohimalaza
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00