Gallodrome Anosisoa officiel

Gallodrome Anosisoa officiel

Share

Tongasoa eto @ page officiel ny Gallodrome Anosisoa. Kianja mitafo malalaka ho an'ny mpiompy sy ny mpankafihy adin'akoho rehetra eto Madagascar.

Mankasitraka antsika rehetra.

10/10/2024

Efa vonona tanteraka Kianja Anosisoa afaka manao combat nocturne vita milay be jiro sady misy ny groupe électrogène ra misy ny délestage
40eme anniversaire Team Faly Kely & Co

07/10/2024

Andrò sisa no isaina .. rendez-vous sabotsy zao 12 octobre.. 40eme anniversaire teny Kianja Team Faly Kely & Co .
Mitohy asabotsy 19-26 octobre..FINAL 02-03 novembre Gallodrome Anosisoa
BCM partenaire média
Tongava maro

12/03/2024

🔥 16/03/2024 🔥

- RHPV Team VS KIRAH FARM -

Photos from Alavoly.mg's post 17/02/2024
10/02/2024

P**n vs Team Pirate
Mandeha ny Grand Prix 🥇

Photos from Gallodrome Anosisoa officiel's post 20/01/2024

Efa mandeha ny fampitoviana.

Photos from Gallodrome Anosisoa officiel's post 13/01/2024

Tontosa tsara ny ouverture ny Gallodrome Anosisoa tamin’ity taona vaovao ity.

Izay mpikabana dia misaotra anareo mpakafia tsy akanavaka.

Tongava maro aminy Sabotsy eriny ary ento ny favoris. 🏆🥇

Anosisoa de coqs

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambohimanarina?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambohimanarina
101