15/07/2023
Visita TikTok per scoprire video! Guarda, segui e scopri altri contenuti di tendenza.
A.P.L: Ambositra Parkour Life 306 Mania APL: Astra Parkour Life
Groupe des jeunes uni et forme une équipe, qui aime le sport PARKOUR.
Ils se trouvent à Ambositra
15/07/2023
Visita TikTok per scoprire video! Guarda, segui e scopri altri contenuti di tendenza.
18/02/2023
❤Araho hatrany ny pejy A.P.L fa hisy vidaka vao2 atohoato fa miandry anty cyclone ty ho lasa fotsini tsika💪🏻🔥
Mazotoa daoly👊🏻🥰
Miarahaba antsika indray👋👋
Izy no Lovasoa Nantenaina, mpikambana ao amin'ny Ambositra parkour life , taranja ao amin'ny 🏃🤸♂️
Manasa anao ary hijery 😇
Mankafiza finaritra oo ,❤ zarao ra toa ka tianao👏
Fanamarihana : ialana tsiny indrindra amin'ny feonkira noho ny zon'ny mpamorona 🙏🙏
NB : tsy azo averina any an-trano 😂👍
Sondtrack: Fy Rasolofoniaina - ny anaranao 💗
Ndao hanakatra ny avo 💪
Nilay iny zalah 👊😅
Les trois mousquetaires 🤣
04/12/2022
Respect la Nature 🍀
🤣Kotrana miaraka @ tsikanikany kely😅
Any @ akofa ataon'izy mtsame🤼👬🤸
😋Andry & Yve😜 PK D'AMBOSITRA Astra Parkour Life(APL)