17/04/2026
entraînement catégorie U11
💪🏿🔥
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FC Requin Antoetra Zafimaniry, Sports Team, Ambositra.
17/04/2026
entraînement catégorie U11
💪🏿🔥
07/04/2026
FISAORANA
Faly sy mankasitraka indrindra izahay amin’ny fanohanana sy fanampiana rehetra izay natolotr’ireo nandritra ny Tournoi National Spentana.
Misaotra manokana ireo rehetra nanampy tamin’ny lafiny ara-bola, ara-pitaovana, ary ara-moraly, izay nahafahan’ny hetsika tanteraka am-pilaminana sy nahomby.
Singanina manokana ireto olona ireto :
-Maire Cael Antoetra zafimaniry
-Ray aman-dreny ny kilonga rehetra
-ny membre du bureau école de foot requin
-ny mpilalao rehetra
-ny mpanazatra
Betsaka ny lesoka fa raisina ho lesona ireny rehetra ireny ary vonona hatrany hanarina izay tsy nety
Ny fanohanana sy ny firaisankina nasehonareo dia porofo fa rehefa miray hina isika dia afaka mampandroso ny fanatanjahantena sy ny tanora eto amin’ny fiarahamonina.
Vokatra azo :
U11 : raraka teo am quart de final : manao international
U13 : Raraka Téo am demi-final: manao international
U15 : Raraka Téo am barrage
Zahay tsy leo
alefa Requin 🦈
Amin'ny international koa 🦈⚽💪🏿💪🏿🙏🏿
02/04/2026
Tournoi national spentana
tafiakatra demi-final ny fc requin Antoetra zafimaniry U13
manentana zanaka zafimaniry rehetra monina Antananarivo mba ho tonga hanohana apitso zoma am 8
toerana : alasora bypass
requin 🦈
31/03/2026
école de foot Requin Antoetra zafimaniry Ambositra
hiatrika ny tournoi national spentana
vonona hatrany izahay hitondra avo ny voninahitrin'ny faritra
Alefa Requin
26/03/2026
vonona hatrany 💪🏿
04/02/2026
CATÉGORIE U11
04/02/2026
catégorie U13
04/02/2026
CATÉGORIE U15
04/02/2026
Tongava maro 🦈⚽
25/12/2025
joyeux noël
mirary ho tratran taona vaovao ihany koa
Tena mety