M'kif life Adeal'd

M'kif life Adeal'd

Share

Avec DIEU�� Na ambony na ambany ho ré-nao foana ny akony

Photos from M'kif life Adeal'd's post 24/02/2026

Mampiasà caméra 4G Triple Vision!

Mikatsaka ny tsara indrindra amin'ny fakan-tsary? Tongasoa amin'ny caméra 4G Triple Vision!

Fakan-tsary 3 amin'ny 1: Mampifangaro ny fakan-tsary standard, zoom, ary fakan-tsary lehibe ho an'ny sary miavaka sy mahafinaritra.
Fandefasana sy fakan-tsary mivantana: Ahafahanao mandefa sary sy horonan-tsary amin'ny fotoana tena izy, na aiza na aiza.
Fampifandraisana 4G: Mety amin'ny toerana rehetra, tsy misy olana amin'ny tambajotra. Ahoana raha manao fakan-tsary amin'ny faritra lavitra?
Fampiharana mora ampiasaina: Tena mora ny manara-maso sy mitantana ny fakan-tsary amin'ny alàlan'ny finday.

Raha mitady vokatra maharitra sy azo antoka ianao, dia fidio ny caméra 4G Triple Vision! Mandehana amin'ny kalitao sy ny fanavaozana!

Mp raha mahaliana anao!

13/02/2026

ny an lisan rapitso

09/02/2026

bnuit jiaby

Photos from M'kif life Adeal'd's post 09/02/2026

▪CAMERA 4G SOLAIRE TRIPLE VISION ( mande puce ,tsy mila jirama )

☑ARAORAOTY FA TENA TSARA ITY ,TSY HANENENANAO

Tinao araha-maso : Trano ,tokontany,sekoly,garage ,hôtel, dépôt sns

..

▶NATAO HO ANAO ITY : VITA HATREO TEBITEBINAO ,MIAINA AM-PILAMINANA

*Manao Enregistrement automatique carte SD/ mahazaka hatr@ 128gb

*Mande puce / asina méga internet ilay puce ao anatiny ,dia afaka mijery azy mivantana ianao na aiza na aiza misy anao / na eto an -toerana na any ivelany misy anao

*Misy vision nocturne

*Sary efa mazava be/ misy jiro led mazava tsara

*Mandray feo / afaka hitenenana dia mivoka @ camera ny feo na any alavitra aza no misy anao

*Misy détecteur de mouvement

*Rotatif : ilay ampivoany rotation :360°

Ilay roa @ sisiny rotation manuel

*Mahazaka orana soamantsara

*Mora ampiasaina / mora apetaka

*Mandefa notification avy hatrany @ téléphone anao rehefa misy olona detecter-ny

📌VIDINY NATAO MIRARY HATRANY ,SADY ILAY TSARA ITY :

MANAO LIVRAISON SY MANDEFA @ FARITRA REHETRA IZAHAY

☑Installation possible

☎038 19 489 11/Whatsaps

01/02/2026

Mafy lisany ka 😂

30/01/2026

Bebe ko de misahirana

30/01/2026

Mis sah mandah ve ?? 😑👈...

30/01/2026

Maty ihany farany

30/01/2026

Zah io zao sahirana mintsy ,fa vola sisa no endrasana dia manam-bola

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ambositra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

AMBOSITRA
Ambositra