Avec Andakana Akoho – Je fais désormais partie de ses super fans !
Combat de Coq Betioky-Sud
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Combat de Coq Betioky-Sud, Recreation Center, Betioky sud, Ampanihy.
J’ai accepté 1 badge de fan de Tajamal Bukhari.
21/02/2026
FILAZANA
Mba hanomezana fahafaham-po antsika mpampiady akoho eto amin’ny District Betioky Atsimo, dia ezahina asiana adin’akoho fanampiny ihany koa ny andro Asabotsy, ankoatra ny andro Alahady izay efa fotoana mahazatra.
Natao izao fandaminana izao mba hanatsarana sy hanamafisana hatrany ny kalitaon’ny adin’akoho eto amintsika. Izany dia ao anatin’ny fanomanana antsika, satria ato ho ato dia mikasa hitondra sy hampiseho ny kalitaon’ny akohon’i Betioky any amin’ny faritra hafa isika.
Izany dia hanomboka amin'ny Asabotsy ho avy izay , ary mbola hisy fanambarana fanampiny koa ny alahady faha 22 Février 2026 rahampitso
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra.
Avec Tajamal Bukhari – Je fais désormais partie de ses super fans !
14/02/2026
mivoaka mandresy Ilay tapisy
14/02/2026
Efa maro ny akoho Tonga amin'izao tournoi Kely spécial sain Valentin izao
13/02/2026
Akory iaby ,
Ho fampahafantarana antsika rehetra fa amin’ny Combat de Coq spécial Saint-Valentin, izay hatao ny 14 sy 15 Février, dia angatahana ny rehetra mba hanao combat sans jockey (tsy misy jockey), ho fanajana ny fandaminana sy ny filaminana mandritra ny hetsika.
Mankasitraka sahady ny fiaraha-miasa sy ny fanajana.
Tongava maro ary mirary Saint-Valentin sambatra ho antsika rehetra ❤️🐓
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ampanihy
612