14/05/2024
Za ihany nefa isan'andro 🥺🥺🥺
Salle de sport // Musculation, cours collectif, art martiaux, boutique, aliment diététique , vente de complément alimentaire ���
14/05/2024
Za ihany nefa isan'andro 🥺🥺🥺
10/05/2024
Pour info
❌Andao amin'izay hikontrana ❌
Ireto ny Programme Coach‼️
6h30 ~ 13h : coach Betina Rh
13h ~ 19h30 : coach Navnes El Verin
Aza adino Serviette ✅
Tenu de sport✅
Nirintsoa stéphanie Fit
Empire Gym Ofisialy
Empire Gym
Anosizato-Ouest, ☎️0341740169
14/01/2024
Hey.
‼️ PROMOTION‼️Promotion mlay be ato amin'ny Empire Gym Anosizato 🥰.
Misy Cadeau 3jours de séance gratuite ihany koa ho an'zay mamonjy fifampiarabana tratran'ny taona 2024🎉🎉.
Taomy ny namana ary dia ndao hikontrana e💪💪.
❌Tandremo ann, am'zao fiandohan'ny taona izao ihany sao taraiky.❌
Dia misy ihany koa ny exception ho an'ny groupe de +3personnes...
Mp ny andinindininy oohhh🥰
19/12/2023
❗ Attention an‼️, mbola misokatra foana sika fa filazana mialoha fotsiny sao misy tonga hanao fety aty am salle eo😂.
Alatsinainy hatramin'ny zoma : 6h30 à 19h30
Maka aina kely fotsiny ny 23,24, 25 Desambra.
Dia mitohy hatrany ny kontrana ee🥰💪💪💪
Miato ndray mamarana ny taona : 30,31Dec sy ny 01 Jan.
Mitohy tsy mijanona foana amzay vita fety🥰.
Mirary fety sambatra ooh😍
Salama daholo o
Tsy misokatra ny salle rahampitso noho ny fifidianana.
Mirary soa daholo
12/11/2023
Every achievement or goal you achieve will motivate you and drive you to do more
💪🔥💪 DON'T STOP UNTIL YOU'RE PROUD
Transformation par coach Lucien Ralaivelona
Empire Gym Ofisialy Anosizato Andrefana
Salama daholo o
7H a 12H ny salle no misokatra rapitso an
Mirary soa daholo
15/10/2023
Salama daholo oooo
Hanomboka erinandro vaovao indray isika dia ndao hiaraka hanana tanjona vaovao sy hitaiza vatana miaraka aminay e 🥰🥰🥰
Eto Anosizato am VITAPLAST no misy anay an
Misokatra isan'andro akotrana Alahady
6H30 a 19H30
☎️ 0341740169
Empire Gym Ofisialy
Empire Gym
Empire Gym
12/10/2023
Peu importe votre coprs tout est possible avec empire gym ofisialy et notre coach Lucien Ralaivelona
15/08/2023
Maka aina amzay tsika androany ,rapitso mverina mikotrana daholo ☺️☺️☺️
Bob Tobias 💪💪💪💪
Nirintsoa stéphanie Fit 💪💪💪💪
Lucien Ralaivelona 💪💪💪💪
🥰🥰🥰Empire Gym 🥰🥰🥰
🥰🥰🥰Empire gym ofisilay 🥰🥰🥰