Espace AREA Malaza - Ampitatafika

Espace AREA Malaza - Ampitatafika

Share

TOERANA FITSANGATSANGANANA na FANAOVANA LANONANA. - Tarif unique : 2.000 Ar (entrée + piscine). - KARAOKÉ = Gratuit ! JEUX DE SOCIÉTÉ = Gratuit !

DISCOTHÈQUE ambiance familiale = Gratuit ! - MAHAZO MITONDRA SAKAFO AVY ANY IVELANY ! 🔥🔥🔥

Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 27/05/2026

🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S21 (18 au 24 mai 2026).

☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏

🔥 Efa ao ihany koa ny sary notsongaina tamin'ny LUNDI DE PENTECÔTES.

😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.

26/05/2026

ESPACE AREA MALAZA :: MIKATONA izahay ny TALATA 26 May 2026 ho avy izao fa gôdraky ny lavalava tamin'ny fikarakarana anareo faraparany tao tsy ankiato izay. - Maka souffles kely daholo ny mpiasa rehetra dia MIVERINA MISOKATRA ny ALAROBIA ny 27 May 2026 manomboka amin'ny 8 ora maraina.
☝️Ny BUNGALOWS kosa MISOKATRA daholo ihany. - Misaotra tompoko ! 🙏☺️

Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 19/05/2026

🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S20 (11 au 17 mai 2026).

☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏

😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.

Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 12/05/2026

🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S19 (4 au 10 mai 2026).

☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏

😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.

Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 05/05/2026

🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S18 (27 avril au 3 mai 2026).

☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏

😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.

02/05/2026
Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 28/04/2026

🔥 ESPACE AREA :: ALBUM DE LA SEMAINE S17 (20 au 26 avril 2026).

☺️ Ianareo nangataka halaina sary sy nanaiky haka sary nandritra ny herinandro lasa teo iny. 🙏

😎 Tsy miova fa 2.000 Ar isan'olona hatrany ny vidim-pidirana ary 1.000 Ar kosa raha zaza latsaky ny 1 mètre.

Photos from Espace AREA Malaza - Ampitatafika's post 25/04/2026

ESPACE AREA :: TARIFS MARIAGE : 2.500 Ar par personne rehefa VENDREDI sy DIMANCHE ary 3.000 Ar par personne rehefa JEUDI sy SAMEDI.

🟡 1.000 Ar par personne ny location COUVERTS COMPLETS: Assiette résistance/entrée , cuillère, petite cuillère, fourchette, couteau de tables, verre, coupe à glace, ustensiles de cuisine ...

🟡 GRATUIT tahaky ny mahazatra ny SALLE fa ny COIN PRIVÉ kosa no misy hofany izay tsy lafo akory.

🔥 Safidy miisa 4 no azonareo atao ato aminay : KATEDRALY (salle) antonona 350 personnes, BARARATA (salle) antonona 120 personnes, MIRANANDRO (Plein air) antonona 100 personnes ary MEVASOA (coin privé) antonona 70 personnes.

😎 - Ka aza taraiky fa efa mandeha ny RESERVATIONS ! 😊 - Contact : 0349498544.

24/04/2026

TAD.MG :: MORAMANGA recrute ! 😎🔥

24/04/2026

TAD.MG :: MIARINARIVO recrute ! 😎🔥

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ampitatafika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Anelanelan'Ampitatafika Sy Fenoarivo/Pavé Faharoa Alohan'ny Hidirana Fenoarivo/Misy Fanoroana Làlana Hatramin'ny Farany
Ampitatafika
102

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00