𝗡𝗲𝘅𝘁𝗦𝗽𝗶𝗿𝗶𝘁

𝗡𝗲𝘅𝘁𝗦𝗽𝗶𝗿𝗶𝘁

Share

On va y arriver❤️✅

09/12/2025

daholo ilay namanao mpampiasa na mahay moto misy vitesse iny🔥😁

✅Sary indrana📸

Photos from Airtel Madagascar's post 09/12/2025

✅Akory fahitànareo azy ity❤️

07/12/2025

Partageo✅💯
Signaleo ilay olona mampiasa ny sariny fa ny voditongony no misaina☹️

TOMPOKO! 🙏🏻🙏🏻 NISY FIATRAIKANY TAMIN' NY FIANARAN'I FITIA NY COMPTE Fi No.

☑ Tsy i Fitia no mitondra ireny Compte sy Page Fi No miparitaka eto ireny araka ny nambaran'ny fianakaviana, fa namany no misoloky mitondra ireny rehefa manao connexion amin'ny finday ny namany izy, ka taraiky., ary misy manararaotra.

☑ Nisy fiantraika be dia be teo amin'ny sainy, teo amin'ny RAD nitaiza azy, indrindra eo amin'ny fianarana eny amin'ny sekoly ianarany ka tsy handefitra amin'izay nanao izany sy minia mbola manao Publication mapiasa ny sariny.

☑ Efa manao fikarohana ny Cyber Criminalité momba ity raharaha ity .

☑ Mankahery an'i Fitia sy ny Fianakaviany, hahita ny rariny, tena mampalahelo. Ity numero ifandraisana amin'ny fianakaviany: 0337495689

☑ Miangavy aza latsaina, Partageo ity dia Mba signaleo iny Page iny🙏🏻🙏🏻🙏🏻

05/12/2025

◼️Akaiky ny faran’ny taona, fotoana izay betsaka ny fivezivezena sy ny hafanam-po. Tsarovy anefa fa indray mandeha monja isika no velona ka tokony hitandrina sy ho malina hatrany💌

✅Mitandrema amin’ny fivezivezena – mihamaro ny lozam-pifamoivoizana, ka aza mitondra fiara raha reraka na mamo.
✅Aza maika,aleo tara toy izay tra-doza
✅Arovy ny ainao sy ny ain’ny hafa,ny fitiavana sy ny hafaliana no tsara hozaraina amin’ny faran’ny taona fa tsy fahoriana
✅Fantaro fa miandry anao ny fianakavianao,misy olona mamikely tena manan-danja miandry anao any an-trano.

❤️Mirary fahasalamana, fiadanana, fitahiana ary fiainana feno fahombiazana ho an’ny tsirairay!💌
Enga anie isika rehetra hifankahita soa aman-tsara mandritra sy aorian’ny fety.🔥

Photos from 𝗡𝗲𝘅𝘁𝗦𝗽𝗶𝗿𝗶𝘁's post 07/10/2024

📷 Sary nanamarika ny fanazaran-tena omaly. Manomana ireo lalao roa hihaonan'ny Barea sy Gambie.

💪🏻🇲🇬

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ampitatafika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

RN7
Ampitatafika