kung-fu waishi analamahitsy

kung-fu waishi analamahitsy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from kung-fu waishi analamahitsy, Sports Team, analamahitsy, Analamahitsy.

๐—บ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎรฎ๐—ป๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜

talata : 18h _20h
lakamisy : 18h _20h
zoma : 18h _ 20h
sabotsy : 14h - 18h . [NGE_BAAH]

midira hafatra miafina

16/06/2026

Coms hoe ?

kung-fu waishi analamahitsy

14/06/2026

Isakin'ny alahady 20:15 hatramin'ny 21:00
Appel vidรฉo confรฉrence
Resadresaka sy famintinana ny herinandro nodiavina โ˜บ๏ธ

NB : hoan'ny mpianatra kwoon analamahitsy ihany .

kung-fu waishi analamahitsy

14/06/2026

Tsy misy olona tsy manan-talenta.

Misy fotsiny ireo olona mbola tsy nahita ny talentany.

Inona no talentanao ?

kung-fu waishi analamahitsy

13/06/2026

Tongava mikotrana rahariva.
@ 2 tolakandro hatramin'ny 5 hariva

kung-fu waishi analamahitsy

10/06/2026

teny gougouly teny e
kung-fu waishi analamahitsy

10/06/2026

๐Ÿฅ‹ Tsy mora ny asan'ny Community Manager.

Maro no mieritreritra fa publication fotsiny no atao, nefa ao ambadik'izany dia misy fikarohana, famoronana contenu, fanamboarana sary sy vidรฉo, famaliana hafatra, ary fitadiavana fomba hampitomboana ny fahitan'ny olona ny pejy.

Ny tanjona dia iray ihany :
๐Ÿ“ˆ Hampitombo ny visibilitรฉ
๐Ÿ‘ฅ Hahazo mpanaraka vaovao
โค๏ธ Hampahafantatra bebe kokoa ny pejy Kung-Fu Waishi Analamahitsy

Misaotra anareo rehetra manaraka, manao j'aime, mizara publication ary manasa namana hanaraka ny pejy. Ny fanohanana ataonareo no mampandroso ny pejy isan'andro. ๐Ÿ™

๐Ÿฅ‹ Kung-Fu Waishi Analamahitsy
"Ny firaisankina no hery, ny fifehezan-tena no lalana." ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘Š

Photos from kung-fu waishi analamahitsy 's post 06/06/2026

Soraty eo am commentaire raha mila informations

Misy entraรฎnement anio @ 2 ora hatram 5:30

kung-fu waishi analamahitsy

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Analamahitsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Analamahitsy
Analamahitsy
101

Opening Hours

Tuesday 18:00 - 20:00
Thursday 18:00 - 20:00
Friday 18:00 - 20:00
Saturday 14:00 - 18:00