31/05/2026
🌷💖 MANKASITRAKA NY RENY REHETRA 💖🌷
Amin’izao Fetin’ny Reny izao, ny ekipan’ny Alpha & Forge Ambohimanala dia mirary fitiavana, fahasalamana ary fahombiazana ho an’ny reny rehetra. 🌹
Ianareo no loharanon-kery, fitiavana ary faharetana isan’andro. Na eo amin’ny fiainana andavanandro, na eo amin’ny fanatanjahantena sy fikarakarana tena, dia modely ho an’ny rehetra ianareo. 💪❤️
✨ Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho anareo rehetra! ✨
"Ny herin’ny reny dia tsy refesina amin’ny teny, fa hita amin’ny fitiavana sy ny fahafoizany isan’andro." 🌷
29/05/2026
🔥💪 ALPHA & FORGE AMBOHIMANALA 💪🔥
🚨 VAOVAO HO AN’NY MPIKOTRANA REHETRA 🚨
Efa tonga ato aminay izao ny HYPERBOLIC GH MASS 🔥
💥 Complément natao hanampy: ✅ Fampitomboana masse musculaire
✅ Fanampiana énergie sy récupération
✅ Fanohanana ny objectif prise de masse
🏋️♂️ Ho an’izay te:
➡️ Hahazo vatana matanjaka
➡️ Hampitombo poids tsara
➡️ Hanatsara performance mandritra ny entraînement
📍Azo alaina ato Alpha & Forge Ambohimanala
📩 Inbox raha mila fanazavana na réservation
⚡ “Ny vokatra tsara dia avy amin’ny discipline sy ny fikirizana!” ⚡
☎☎☎0384223250
28/05/2026
Rampitso ny farany fandegasana ilay photo challenge
🔥💪 ALPHA & FORGE AMBOHIMANALA 💪🔥
📸 CHALLENGE KOTRANA 📸
Manasa anareo rehetra handray anjara amin’ity fifaninanana sary ity ao amin’ny Alpha & Forge Ambohimanala.
📌 FOMBA FANDRAISANA ANJARA:
➡️ Alefaso message privée ato @ Page ny sary nalainao tato amin’ny salle
➡️ Ho Publienay eto @ page avokoa ireo sarinareo
➡️ Hisy fifidianana amin’ny alalan’ny réaction ❤️👍😮
➡️ Ny sary mahazo réaction betsaka indrindra no mpandresy
🏆 VALISOA: 🥇
1er : Crédit 30.000 Ar + abonnement 1 mois
🥈 2e : Crédit 20.000 Ar + séance gratuite 2 semaines
🥉 3e : Crédit 10.000 Ar + séance gratuite 1 semaine
📋 FEPETRA:
✔️ Sary nalaina ao anatin’ny Alpha & Forge ihany
✔️ Partage amin’ny groupe 3
✔️ Partage amin’ny mur personnel
✔️ Alefa capture écran ho porofo ny partage vitanao
⚠️ FANAMARIHANA: Tsy raisina intsony ny fandraisana anjara tsy manaraka ireo fepetra ireo
💬 FAMARANANA: Aza miteny be, fa asehoy amin’ny vokatra sy ezaka ny herinao 💪
🔥 Andao hifaninana ara-drariny sy feno fanajana amin’ny fanatanjahantena!
28/05/2026
💃🏽🔥 ZUMBA MANOKANA FANKALAZANA FETIN’NY RENY 🔥💃🏽
🚨 Aza adino ity hetsika ity 🚨
Amin’ity sabotsy ity, andao hiara-hankalaza ny Fetin’ny Reny amin’ny fomba hafa 😍🎉
Misy dihy, hafaliana ary angovo feno !
📅 Sabotsy
🕑 14h – 16h
📍 Alpha & Forge
💰 Vidim-pidirana : 1 500 Ar monja
🎶 Zumba + mozika + ambiance tena mahafinaritra 🔥
💪 Miala havizanana, mandihy, manala stress
👯♀️ Ento ny reninao, namana na tongava irery
🎁 BONUS : Reny 3 tonga voalohany dia MAIMAIM-POANA !
⚡ Aza tara fa voafetra ny toerana
27/05/2026
🔥💪 ALPHA & FORGE AMBOHIMANALA 💪🔥
📸 CHALLENGE KOTRANA 📸
Manasa anareo rehetra handray anjara amin’ity fifaninanana sary ity ao amin’ny Alpha & Forge Ambohimanala.
📌 FOMBA FANDRAISANA ANJARA:
➡️ Alefaso message privée ato @ Page ny sary nalainao tato amin’ny salle
➡️ Ho Publienay eto @ page avokoa ireo sarinareo
➡️ Hisy fifidianana amin’ny alalan’ny réaction ❤️👍😮
➡️ Ny sary mahazo réaction betsaka indrindra no mpandresy
🏆 VALISOA: 🥇
1er : Crédit 30.000 Ar + abonnement 1 mois
🥈 2e : Crédit 20.000 Ar + séance gratuite 2 semaines
🥉 3e : Crédit 10.000 Ar + séance gratuite 1 semaine
📋 FEPETRA:
✔️ Sary nalaina ao anatin’ny Alpha & Forge ihany
✔️ Partage amin’ny groupe 3
✔️ Partage amin’ny mur personnel
✔️ Alefa capture écran ho porofo ny partage vitanao
⚠️ FANAMARIHANA: Tsy raisina intsony ny fandraisana anjara tsy manaraka ireo fepetra ireo
💬 FAMARANANA: Aza miteny be, fa asehoy amin’ny vokatra sy ezaka ny herinao 💪
🔥 Andao hifaninana ara-drariny sy feno fanajana amin’ny fanatanjahantena!
22/05/2026
🔔 FAMPANDRENESANA 🔔
Noho ny fahalasanan’i LALAOARISOA Jacqueline, Renibe mpanorina ny salle ALPHA & FORGE Ambohimanala, dia hampahafantarina antsika rehetra fa:
🏋️♂️❌ MIKATONA ny salle ny Sabotsy 23 Mai 2026
mba hanomezam-boninahitra sy hanotronana ny fianakaviana amin’izao fotoan-tsarotra izao.
🙏 Misaotra antsika rehetra amin’ny fahatakarana sy ny fiombonam-po.
Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo. 🕊️🤍
ALPHA & FORGE Ambohimanala
19/05/2026
🔥✨ ALPHA & FORGE AMBOHIMANALA – FANAVAOZANA VAOVAO ✨🔥
🏋️♂️👏🏽 Eto amin’ny ALPHA & FORGE, ny fahafaham-pon’ny mpikotrana no laharam-pahamehana!
Mba hanatsarana hatrany ny ambiance sy ny qualité de service dia misy fanavaozana vaovao 👇👇
━━━━━━━━━━━━━━━
💰 TARIF OFISIALY
━━━━━━━━━━━━━━━
✅ Zumba ➝ 2.000 Ar
✅ Séance SANS Coach ➝ 1.500 Ar
✅ Séance AVEC Coach ➝ 2.000 Ar
✅ Abonnement Mensuel ➝ 25.000 Ar
🔄 Valable avec ou sans coach
━━━━━━━━━━━━━━━
🎫 CARTE DE FIDÉLITÉ
━━━━━━━━━━━━━━━
✅ 20.000 Ar
➡ Raha manana Carte de Fidélité ianao dia MITAZONA NY PRIX TALOHA ✊🏽
❌ 1.000 Ar ➝ Sans coach
❌ 1.500 Ar ➝ Avec coach
━━━━━━━━━━━━━━━
🥊 KICK BOXING
━━━━━━━━━━━━━━━
✅ 20.000 Ar ➝ Droit d’inscription (Aloha indray mandeha ihany)
✅ 40.000 Ar / mois ➝ Écolage
📌 In-3 isan-kerinandro ny fampiofanana :
🗓️ Mardi – Jeudi – Samedi
🕗 8h ➝ 10h
━━━━━━━━━━━━━━━
💃 ZUMBA💃🏽 Isaky ny Samedi amin’ny 3 ora tolakandro
━━━━━━━━━━━━━━━
🔥 Nahoana no ALPHA & FORGE ?
━━━━━━━━━━━━━━━
Eto dia tsy fitness fotsiny…
Fa toerana iray ahitana :
🔥 Motivation
🔥 Discipline
🔥 Fandrosoana
🔥 Fanohanana
⚡ Na vao manomboka ianao na efa zatra mikotrana dia raisina an-tànana eto foana!
😏 Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ny surprise sy événement ho avy…
N.B: TENUE DE SPORT OBLIGATOIRES
📍 ALPHA & FORGE – Ambohimanala
🕕 Ouvert : Lundi – Samedi | 6h – 19h
17/05/2026
🚨🔥 𝗔𝗟𝗣𝗛𝗔 & 𝗙𝗢𝗥𝗚𝗘 𝗠𝗘𝗚𝗔 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 🔥🚨
⚠️ Raha efa naka sary tato amin’ny ALPHA & FORGE ianao… dia mety hahazo cadeau be mihitsy 😎💪
📸 𝗔𝗹𝗲𝗳𝗮𝘀𝗼 ao commentaire ilay sary mafana indrindra nataonao tato @ salle
❤️🔥 Izay mahazo réactions be indrindra no mandresy!
━━━━━━━━━━━━━━━
🏆 𝗟𝗢𝗞𝗔 𝗠𝗔𝗙𝗔𝗡𝗔 🏆
🥇 𝗩𝗼𝗮𝗹𝗼𝗵𝗮𝗻𝘆
👕 Tee-shirt officiel ALPHA & FORGE
💪 Abonnement GRATUIT 1Mois plus crédit 30.000ariary
🥈 𝗙𝗮𝗵𝗮-𝟮
👕 Tee-shirt officiel
⚡ Séance GRATUITE 2 semaines plus crédit 15.000 ariary
🥉 𝗙𝗮𝗵𝗮-𝟯
👕 Tee-shirt officiel
🔥 Séance GRATUITE 1 semaine
━━━━━━━━━━━━━━━
📌 𝗙𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 :
✔ Abonneo ny page Facebook�
✔ Partageo en public ity publication ity ao @ Profil anao
✔ Alefaso ao commentaire ny sarinao
✔ Inviteo ny namanao hanao réactions 😈
⏳ Tsy izay matanjaka indrindra no mandresy…
fa izay tena tohanan’olona be indrindra 😏🔥
📅 Faran’ny concours : [Alahady @ 7ora hariva]
💪
08/05/2026
🔥💃 ZUMBA PARTY ato amin’ny Alpha & Forge Ambohimanala 💃🔥
Vonona ve ianao hamoaka énergie sy hiala sasatra amin’ny stress ?
Avia hiaraka hihorakoraka sy hifety miaraka amin’ny mozika mafana sy ambiance tsy hay hadinoina! 🎶
📅 Isaky ny Sabotsy
🕑 Manomboka amin’ny 14H
✅ Manaova tenue de sport
✅ Mitondrà serviette
✅ Aza adino ny rano fisotro
🎉 Bouge • Danse • Amuse-toi !
💥 Aza mijery fotsiny fa andao hihetsika miaraka aminay!
Tag-o ny namanao hiaraka aminao
Vidim-pidirana 2.000 ariary