Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M

Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M

Share

Fanabeazana - Fitiavana - Finiavana

16/05/2026

🥋Programme mois de Juin 🥋



28/04/2026

❌❌ Svp ne faites pas ça chez vous! ❌❌

Fa na dia kely indrindra aza izahay dia tsy mitsoaka izany fa sahy foana! Jereo kely anie e 💪



25/04/2026

Amin’ny fifantohana no miteraka hery.
Ao anaty fahanginana sy fifehezan-tena no iorenan’ny tena maha-izy antsika. 🥋



22/04/2026

Apprendre le Mae Ukemi, c'est accepter d'aller vers le sol pour mieux rebondir.




18/04/2026

Vita soa o!!
Asianay tsiky foana ihany aloha na dia mafimafy aza ny fanadinana 👏💪



03/04/2026

✅️🥋🥋✅️

L'examen : ce n’est pas juste un test, c’est une étape de plus sur votre chemin.

L’Aïkido, ce n’est pas la force brute.
C’est la sagesse, la maîtrise, le respect.
On ne cherche pas à vaincre l’autre, mais à trouver l’équilibre avec lui.
On ne frappe pas, on canalise.

Alors :

- Faites de votre mieux.

- Soyez présents.

- Ayez confiance.

- Et surtout… donnez tout avec le cœur.

Un sourire. Un souffle. Un pas sur le tatami. Et c'est parti.

Bon courage à tous.

04/01/2026

Mirary taona 2026 zina, fahasalamana ary fahombiazana ho an'ny tsirairay 🥳🥳.

Ho taom-pahasoavana hatrany 🥋🙏



22/12/2025

Izahay eto @ Aikido Sandratra Madagascar - A.S.M dia mampahafantatra antsika fa ny asabotsy 20/12/25 teo no kotrana farany ho taona ity 😊

Tsy misy kotrana intsony noho izany ny asabotsy 27/12/25 sy ny 03/01/26.

Miverina kosa izany ny asabotsy 10/01/26 💪

Hiala sasatra kely isika hiara hanomana ny fety 🙏

Mirary fety sambatra sahady tompoko ❤️



12/11/2025

Eo indray aloha isika miara mijery azy! 😍
Izy no zandriny indrindra eto @ klioba ankehitriny 🥋



15/10/2025

L’Aikido exige une concentration intense. Chaque mouvement, chaque technique nécessite une attention totale 😇



Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Andoharanofotsy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Au Pti Pré Mandrimena
Andoharanofotsy
102