FC 111 City

FC 111 City Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FC 111 City, Sports Team, Andranomanelata, Andranomanelatra.

Hiatrika ady mafana ny zandry kely avy eto atanana ka mila ny fanotronanarw avy eto atanana...tonga le fotoana efa nandr...
29/06/2026

Hiatrika ady mafana ny zandry kely avy eto atanana ka mila ny fanotronanarw avy eto atanana...tonga le fotoana efa nandrasana ary ka tongava maro ry sy ny tanan' 🙏🏻⚽

📢⚽ Ho antsika izay nanontany hoe inona ny vision ny mpitantana ny FC 111 City :🎯 Tanjona lehibe ho anay : ✅ Hanabe sy ha...
20/05/2026

📢⚽ Ho antsika izay nanontany hoe inona ny vision ny mpitantana ny FC 111 City :
🎯 Tanjona lehibe ho anay :
âś… Hanabe sy hanofana tanora mpilalao manana discipline sy toe-tsaina mendrika
✅ Hampiroborobo ny firaisankina 🤝, ny fanajana 🙏 ary ny fitiavana fanatanjahantena ⚽
✅ Hanome sehatra sy fahafahana ho an’ny tanora haneho ny talentany ⚽
✅ Handray anjara amin’ny fampandrosoana ny football eto Andranomanelatra sy ny manodidina 🏆
✅ Hanao ny FC 111 City ho klioba modely sy reharehan’ny tanàna 💚
📌 Tianay marihina manokana fa : ❌ Tsy manavakavaka izahay amin’ny fandraisana mpilalao.
✔️ Misokatra ho an’ny rehetra ny klioba, saingy ny zavatra takiana sy laharam-pahamehana ho anay dia ny : 👉 discipline
👉 fanajana
👉 fahavononana hivoatra sy hiasa mafy 💪
✨ Mino izahay fa amin’ny alalan’ny asa, ny discipline, ny firaisankina ary ny fifanajana dia afaka manangana hoavy mamiratra ho an’ny tanorantsika.
⚽🔥 FC 111 CityFC 111 City :

⚽🔥 FC 111 City
“Manangana ny hoavin’ny football eto Andranomanelatra.”

Address

Andranomanelata
Andranomanelatra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FC 111 City posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category