11/05/2026
🚴Rando 10/05/2026 Mantasoa🚴
Nisy2 Kely ihany fa milay bé.
Nitsidika Tao amin'ny Jean Laborde
Milay foana lesy zalah
-BEKA
natiora
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from T-Beka Analamanga Ofisialy, Sports, Andranomena.
Salama tompoko raha misy mahalina anao amin ny resaka randonnée na fiarahamiasa hafa ,dia tongava mp fa afaka manome fahafampo anao izahay ... misaotra
Contact ADM : Minou +261347473932 & Kanto +261344647867 & Sandratra +261340489158 @tout whatsApps
11/05/2026
🚴Rando 10/05/2026 Mantasoa🚴
Nisy2 Kely ihany fa milay bé.
Nitsidika Tao amin'ny Jean Laborde
Milay foana lesy zalah
-BEKA
natiora
08/05/2026
🚴♂️ 🚴♂️ Kaiza kaiza e👋
🔥 Ela ela izay tsy niaraka ah! Tonga indray ary ny randonnée antsika ny Alahady 10 Mai 2026 izao 😊. Andeha 🏞️ MANTASOA 🏞️ isika amin'io 🔥
✅ Départ 8h maraina, eo amin'ny Rond Point Domaine BY PASS Alasora.
✅ Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny rano sy sakafo izay sahaza anao 👍
✅ Tsy manavaka bisikleta fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy 🚴♂️🚴♂️
🚴♂️ Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 📞 034 46 478 67
13/04/2026
🚴Rando 12/04/2026🚴Grotte D'Antsahatsaha🤩
Toerana tsy dia lavitra an'Antananarivo nefa tena tsara, Sady misitraka chute koa en plus😋🤩😂
Milay foana lesy zalah💪💪🙏
-BEKA
natiora
09/04/2026
🚴♂️ 🚴♂️ Kaiza kaiza e👋
🔥 Ndao indray ny andeha randonnée maiaraka aminay ny Alahady 22 Mars 2026 izao 😊. Hijery ny 🏞️ GROTTE D'ANTSAHATSAHA 🏞️ isika amin'io 🔥
✅ Départ 8h maraina, eo amin'ny Rond Point Domaine BY PASS Alasora.
✅ Trajet tsy tena alavitra io fa dia tongava daholo.
✅ Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny rano sy sakafo izay sahaza anao 👍
✅ Tsy manavaka bisikleta fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy 🚴♂️🚴♂️
🚴♂️ Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 📞 034 46 478 67
24/03/2026
🚴Rando 22/03/2026 Andranotakatra🚴
Tsy de lavitra nefa milay Kely
Milay foana fiarahana zalah
-BEKA
natiora
Arao ny pejy👆🏻
16/03/2026
🚴♂️ 🚴♂️ Kaiza daoly e👋
🔥 Raikitra indray ny randonnée ary, ka dia ho eny 🏞️ no aleha amin'ny Alahady 22 Mars 2026 izao. 🔥
✅ Départ 7h30 maraina tsy diso, eo amin'ny Rond Point Domaine BY PASS Alasora.
✅ Trajet tsy alavitra io fa tongava daholo!
✅ Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ). Indrindra ny rano sy sakafo izay sahaza anao 👍
✅ Tsy manavaka bisikleta fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy 🚴♂️🚴♂️
🚴♂️ Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 📞 034 46 478 67
12/03/2026
🚴♂️ 🚴♂️ Kaiza daoly e👋
🔥 Ela ela tsy nihaona tsika fa dia aleo asiana rando 🚴♂️ 🚴♂️ kely sady Pro piscine 🏊 🏊 kely aloha e!
Eny eny no aleha amin'ny Alahady 15 Mars 2026 izao. 🔥
✅ Départ 7h30 maraina, eo amin'ny Rond Point Jovena Anosizato.
✅ Mba samy miomana amin'izay saran'ny fidirana amin'ny piscine🏖️ (7000Ar) sy amin'ny kaly (8000Ar)🥖
✅ Vérifieo tsara foana ny beka, aza adino ny fitaovana mety ilaina (chambre à air, pompe,.. ).
✅ Tsy manavaka fa hanasana antsika mpankafy rehetra ho avy 🚴♂️🚴♂️
🚴♂️ Raha mila fanampi-panazavana dia afaka miditra mp amin'ny pejy, na miantso 📞 034 46 478 67
23/02/2026
🚴Rando 22/02/2026🚴
Nahafinaritra foana zalah, feeling bé foana 😊😃
-BEKA
natiora
19/02/2026
🚴♂️ 🚴♂️ Kaiza daoly e👋
🔥 Raikitra indray ny randonnée ary, ka dia any 🏞️ no alehantsika amin'ny Alahady 22 Fevrier 2026 izao. 🔥