BODY KIFFA GYM

BODY  KIFFA GYM

Share

Salle de musculation à prix abordable.
👉1.500ar séance
👉20.000ar abonnement

Salle de musculation à Andravoahangy ambany coté Imprimerie de Madagascar.(repère rond point solomaso )

29/12/2025

Miarahaba antsika rehetra e.
Mikatona my salle ny 31/12/25 ary miverina misokatra ny 05/01/26.
Mirary faran'ny taona sy tao-mbaovao finaritra hoantsika rehetra.

Photos from BODY  KIFFA GYM's post 17/10/2025

17/10/2017-17/10/2025
Joyeux 8 ans lesy BODY KIFFA GYM
Miarahaba atsika rehetra ekipazy rehetra ihany koa.Aona ny mouvvvvvvv

12/08/2025

Iza moa lay bandy nitady asa hiambina salle tato iny?Midira mp amiko hoe.

12/08/2025

Miarahaba antsika rehetra .
Hiala tsiny indrindra noho ny fahatarana .
Tsy misokotra ny salle anio noho ny antony fandamina
Handàlana mitady vahaolona izahay .
Milaza eto @ page ihany izahay ny @ fisokafany salle .
Hiangaviana ba hiantso ny 033 01 705 80 na 034 27 90 99 (Tahina ) ho any fanampim- panazavana.
Mankasitra antsika

28/07/2025

Miarahaba ny mpikambana rehetra.
Namoy zoky,namana akaiky ato amin'ny salle isika zalah.
Nodimandry i Zoky Feno
Anio hariva no hatao ny famangiana azy eny Anosy Avaratra hoan'zay afaka
Mandria am-piadanana Zoky Feno.
Nahafinaritra ny fiarahana tety an-tany zoky

12/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lando Randrian, Christian Andrianjatovo

01/01/2025

Miarahaba atsika rehetra team Body kiffa Gym nahatratra izao taona vaovao 2025 izao.Ho feno fitahiana hoatsika rehetra anie fa indrindra fahasalamana sy fitomboan'ny hozatra rehetra. Mirary soa be

Photos from BODY  KIFFA GYM's post 17/10/2024

17 Oct 2017-17 Oct 2024
Joyeux anniversaire lesy BODY KIFFA GYM sy teams rehetra
7 taona sahady.
Mankasitraka anareo rehetra izay efa teo sy izay mbola eo ary izay rehetra mbola ho eo nandritra izay 7 taona izay.
Sary maro2 vitsivitsy kely nanamarika ny 7 taona lasa.Mbola maro nareo no manana sary any ka mba alefaso izay manana.
Mirary ny soa sy ny tsara rehetra hoatsika team BKG rehetra🙏🙏💪💪👊👊

14/10/2024

Salama ny team BKG rehetra,Noho ny antony tsy azo anoharana tampoka dia mikatona ny salle anio 14 Oct 2024.Miverina misokatra kosa rahampitso talata.Ialana tsiny indrindra dia mankasitraka foana.

09/05/2024

Repos ny salle BKG anio zalah a😁😃😅😆.Amaray koaa💪💪

01/05/2024
10/04/2024

Mitady olona hiambina salle de sport
Toerana hiasàna : Andravoangy
Olona mipetraka eo manodidina ny andravoangy,rasalama,besarety,avaradoha,ambodivona sy ny manodidina no tena mety satria mivoaha @ 6h30 maraina ny salle..
Olona matotra..
Mp ny tohiny rehetra.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Andravoahangy?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Andravoahangy Ambony
Andravoahangy
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 16:00