Sampati 299e Ankatso Fiderana Ankafi

Sampati 299e  Ankatso Fiderana Ankafi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sampati 299e Ankatso Fiderana Ankafi, Sport & recreation, FJKM ANKATSO, Ankatso.

⚜️ Tily sy Mpanazava FJKM Ankatso Fiderana πŸ’š

πŸ™ Adidy amin'Andriamanitra
πŸ’ͺ Adidy amin'ny tena
🀝 Adidy amin'ny hafa

πŸ“Έ Hetsika β€’ Lasy β€’ Fanompoana β€’ Fampiofanana

πŸ’š Vonona Mandrakariva! ⚜️

07/07/2026

Vonona hanasoa ny namana ny Tily ...

Mifamaofao ny toe-draharaha eto amin'ny firenena.

Mijoroa ise, amin'ny faherezana vavaka 🀲, ho mpankahery ny hafa πŸ€—, ho tena mpitondra hafatry ny fandriampahalemana πŸ•Š

Santionany azo sy tokony ho atao
πŸ‘‰ Manamafy ny vavaka ho an'ny firenena efa atao isan'andro indrindra ny fandriampahalemana
πŸ‘‰ Manamarina ny vaovao vao manaparitaka tsy hampitombo ny savorovoro
πŸ‘‰ Manampy araka izay azo atao amin'ny sehatra misy an'ise
πŸ‘‰...

🚨⚠️πŸ”₯Aza adino ity rce aaa 🚨⚠️πŸ”₯πŸ€—Ny lasy no fotoana fanehoana sy fampiharana ny zavatra rehetra izay nianarana na azo tohi...
03/07/2026

🚨⚠️πŸ”₯Aza adino ity rce aaa 🚨⚠️πŸ”₯πŸ€—

Ny lasy no fotoana fanehoana sy fampiharana ny zavatra rehetra izay nianarana na azo tohin'ny teknika skoto ary maro samihafa πŸ•Ί

Eto ampanomanana ny lasy lehibe isika izao πŸ”­
Aiza ho aiza ny taratasy sy programme ary ny près camp 🫣.

Aona ny fiomanana ara-panahy sy ara-batana, ara-tsainaπŸ€²πŸ˜‰

Mivonona hilasy πŸŽ‰πŸ”­

Local Faritany

πŸ—“οΈ Sabotsy 04 jolay
πŸ•˜ amin’ny 09 Ora maraina
πŸ“St Jean Ambohimangakely

Ento ny naman’ise !

πŸ˜‚ "Nisy ankizy nanontany hoe: 'Inona no atao hoe Sampana Mena?'Hoy ilay zokiolona :β€” "Andao hiaraka aminay dia ho hitana...
02/07/2026

πŸ˜‚ "Nisy ankizy nanontany hoe: 'Inona no atao hoe Sampana Mena?'

Hoy ilay zokiolona :β€” "Andao hiaraka aminay dia ho hitanao." πŸ˜‰

Vao ora vitsy monja...πŸ“‹ Fivoriana...πŸ’‘ Fandrafetana tetik'asa...🀝 Fizarana andraikitra...πŸ“ Fanomanana hetsika sy fanompoana...

Nony hariva dia hoy ilay ankizy:β€” "Hay ve izany no atao hoe Sampana Mena? Izaho anie nieritreritra hoe satria mena fotsiny ny foulard e! 🀣"

Dia hoy ilay zoky:β€” "Tsy izay mihitsy! πŸ˜„"

πŸ”΄ Ny Sampana Mena dia sampana faha-3 ao amin'ny Tily Eto Madagasikara (TEM). Eto no ampiofanana ny tanora hahay handray andraikitra, hitarika ekipa, hamolavola sy hanatanteraka tetik'asa, hanana vina ary hiomana ho olom-pirenena vanona, vonona ary tompon'andraikitra, afaka misehatra amim-pahombiazana eo anivon'ny 🀲 fiarahamonina, πŸ™ fiangonana, 🏑 tokantrano, ary amin'ny sehatra maro misy azy.

⚜️ Tsy mijanona amin'ny nofy ny Mpiandala, fa mamadika ny hevitra ho tetik'asa, ary ny tetik'asa ho zava-bita.

πŸ’š Mpiandala Sampana Mena β€” manomana ny tanora ho mpitarika rahampitso, manomboka anio.

02/07/2026

Address

FJKM ANKATSO
Ankatso

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati 299e Ankatso Fiderana Ankafi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share