Ankoay FC - Ankazobe

Ankoay FC - Ankazobe

Share

Jeunes footballeur d'Ankazobe

15/03/2023

Tongasoa zandrinay
Mirary soa ho anao . πŸ”΄βš«πŸ”΄βš«

12/03/2023

Tongasoa.
Mirary soa ho Tonga an'ny amin'ny fahombiazana hatrany. πŸ–€β€οΈ

11/03/2023

Coach Γ‰quipe A.
Arabaina natratra izao tsingeritaonanao izao.
Mirary soa mba ho ahomby hatrany amin'izay atao .

24/02/2023

Γ‰QUIPES TYPE A βš«πŸ”΄βš«πŸ”΄

19/02/2023

Voka-dalao andronany
U17 πŸ†š AC REA βœ…
1⃣ - 1⃣ (Pen 4⃣ - 1⃣)

SUPER COUPE πŸ†š AC REA ❌
0⃣ - 2⃣

MISAOTRA AN'IREO MPIALALAO NIADY MAFY. MISAOTRA ANAREO MPANOHANA TONGA IZAY HERY LEHIBY HO ANAY NA DIA IRENY AZA NY VOKATRA. MANKASITRAKA TOMPOKO.

ALEFA ANKOAY πŸ”΄βš«

18/02/2023

Officiel : SUPER COUPE D'Ankazobe
Ireo izy 11 mirahalahy iakatra kianja voalohany.
πŸ†š AC Rea JR
πŸ”° stades lycΓ©e Ankazobe
πŸ• 02ora tola-kandro
AC AC REA juniorAAC REA juniornAC REA juniorefa Ankoay πŸ”΄βš«

18/02/2023

Γ‰quipe types B :
Ireo 11 lahy iakatra kianja voalohany rahampitso.

Alefa ANKOAY πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

17/02/2023

Mankasitra indrindra ho an-tsika marobe nisafidy ny ANKOAY FC. πŸ™πŸ™πŸ™

16/02/2023

RECRUTEMENT : Anisan'ireo mpilalao vaovao handrafitra ny ANKOAY FC mandritry ny taom-pilalaovana 2023 ity izy.
Irakiraka mpanafika (SA) sy eletra mpanafika (AI) no misy azy. Anisan'ireo mpilalao vao misandratra (Jeune espoir) izy izao vao 17 taona.

Tonga soa .

15/02/2023

Azo antoka βš«πŸ”΄

15/02/2023

Tolotra #14
Arabaina ianao noho ny fitsingerenan'ny taonanao izao. πŸŽ‚
Tongava any amin'ny avo indrindra dia mahereza atran'ny.
Mirary soa πŸ™πŸ™πŸ™

15/02/2023

SUPER COUPE D'ANKAZOBE D2
πŸ“† Alahady 19 Febroary 2023
⏰ 02 ora tolak'andro
πŸ†š AC REA
πŸ“Œ stade : LycΓ©e Ankazobe

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Ankazobe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Ankazobe