Bord de Mananara

Bord de Mananara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bord de Mananara, Recreation Center, Ankazondandy.

27/05/2026

Extrait vidéo niaraka tamin’ny Tarika NY AINGA Sy MC Mboux Animateur🎞️

05/05/2026

🚨🚨

Lundi de pentecôte milayy🎉Tongava hiaraka aminay amin’ity fotoana miavaka ity miaraka amin’i Ny Ainga 🔥📍 Toerana : Bord ...
05/05/2026

Lundi de pentecôte milayy🎉
Tongava hiaraka aminay amin’ity fotoana miavaka ity miaraka amin’i Ny Ainga 🔥
📍 Toerana : Bord de Mananara Tsaranierana
📅 Daty : Alatsinainy 25 may 2026
Fialam-boly ary hafaliana miandry anao 🎶💃🕺
Na Lehibe na ankizy
Aza adino ny manasa ny namanao, fa ho fotoana tsy hay hadinoina ity!
👉 Fanazavana fanampiny / famandrihana :
0388616665



06/04/2026
04/04/2026

🔙2025




GRANDE FÊTE – ALATSINAIN’NY PAKA🎉Tongava maro hiara-mifaly miaraka amin’ny fianakaviana sy ny namana. Andro iray feno ha...
04/04/2026

GRANDE FÊTE – ALATSINAIN’NY PAKA🎉
Tongava maro hiara-mifaly miaraka amin’ny fianakaviana sy ny namana.
Andro iray feno hafaliana sy fialamboly ho an’ny rehetra.

Daty : Alatsinainy 6 Avril 2026
Toerana : Bord de Mananara
Ora : Manomboka amin’ny 9 ora maraina

Hisy :
Kilalao sy hetsika maro
Karaoke sy fialamboly
Manège ho an’ny ankizy
Fanomezana sy surprise
Misy sakafo sy zava-pisotro eny an-toerana.

Fidirana :
Lehibe : 2000 Ar
Ankizy : 1000 Ar
Fanazavana fanampiny : 038 86 166 65

Aza adino ity fotoana hiarahana mifaly ity. Tongava maro

Address

Ankazondandy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bord de Mananara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share