Hakfit

Hakfit

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hakfit, Antananarivo.

24/04/2023

Tenenina hoe : Manjakely sy en forme be mety. 🤭🤭

--- HAKATY
"Vita rehefa atao."

23/04/2023

Ho alefa afaka fotoana fohy vidéo Kotrana MAIMAIMPOANA antsika vaovao 🤩🤩.
⏳⏳...Nous aussi, on a tellement hâte de vous partager notre nouveau challenge 🥳🔥🔥

⚠ Ny vidéo dia eto amin'ny pejy ihany no zaraina.
⚠ Ny programme d'entrainnement sy ny régime tokony harahina dia ao amin'ny groupe Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

🔥🔥 Raha te hanaraka izany kotrana izany ianao dia :
- J'aiméo ny pejy Hakfit .
- Midira ao amin'ny groupe DFS.
- Asio commentaire hatrany hoe : VONONA no sady partagéo ity publication ity.

➡ Ity no kotrana teo aloha niaraka nataonay :
https://www.facebook.com/hakfit.mg/videos/695954425477470/?app=fbl

--- HAKFIT
" Vita rehefa atao."

Photos from Hakfit's post 12/04/2023

📃 Ho an'ireo mpankafy converse ALL STAR.
✔ Converse FRIPERIE
✔ ALL STAR - Couleur mbola tsarabe, tsy vasoka sady tsy dia fahita matetika noho izany ianao ihany no possible manana azy . 😎
Pt 36 - 37
🔥 30.000 Ar Fotsiny 🤩

A récuperer.

29/03/2023

- Izany hono aho akia dia nihangeza aho? 😥
- Ie nahazo aina ndry ka, fa tsara kia! ☺
- Ka ohatran'ny lasa be kibo hono akia za ah 😥
- Dia maninona anefa eh 😊, fomban-javatra izany, fa tsara hoy aho akia!!!
- Tsy haiko akia fa lasa misy pataloha tsy omby ahy intsony dia kivy be aho ah! 😪😭
- Mividy indray kia, sady maro izao no hitako mety amndry, mamoaka tsara io bikandry io. 😍😍
- Aiza koa kia dia hoe tsara bika 😥, ngeza ve dia ho tsara bika eh??? 😣
- Tsara foana ndry na nihangeza aza, 😊 tsy manala ny fahatsarandry ndry nihangeza, afaka manena vatana ndry fa mianara aloha mitia ny vatandry na ngeza izy na kely. 🥰

💌 Mialoha ny kotrana, mialoha ny régime dia andao aloha isika hianatra hitia ny vatantsika foana na nihakely izy na nihangeza.

✔ Andao tenenintsika ao amin'ny commentaire àry hoe :
"Tiako foana ny vatako. ❤"

📃 Groupe facebook KOTRANA MAIMAIMPOANA : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

--- HAKFIT
" Vita rehefa atao."

26/03/2023

✔✔ Ho an'ireo te hanao ilay KOTRANA MAIMAIMPOANA miaraka aminay dia ireto ny fepetra. 🤗

⛔ MARIHINA FOANA :
- Ny vidéo kotrana dia eto amin'ny pejy.
- Ny programme d'entrainement kosa dia ao amin'ny groupe :Daily Fitness with Salohintsoa (DFS))

📃 Ho an'ireo tena vonona dia afaka manisy commentaire amin'ity publication ity hoe : "Vonona" sady mizara ity publication ity. 🤗

---HAKFIT
"Vita rehefa atao."

Photos from Hakfit's post 25/03/2023

📌
Leggins Très bonne qualité, l'un ou l'autre est idéal pour les sportives comme vous 😎.
Taille ML
Friperie - sans défaut.

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.

Photos from Hakfit's post 25/03/2023

📌
Leggins qui vous rendront trop à l'aise durant vos séances sportives.
Taille ML
Friperie - sans défaut.

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.

24/03/2023

💌

-HAKFIT
"Vita rehefa atao."

24/03/2023

- Fa maninona Neny no variana be mijery an'iny akanjo iny? 🤔

- Ity akia akanjoko tamin'izaho mbola tsy niteraka ah, izao ity izy efa tsy mety tafiditra amiko intsony. 😥

- Nefa akanjo tsarabe iny neny eh? 🥰
- Ie, tsara be mihitsy. ☺ Izao za efa be kibo no sady nihangeza ny feko kia dia tsy omby ahy intsony 'lay izy ah. 🥺

- Ay zany rehefa avy miteraka dia lasa miha-bota ? 🤔
- Hihihih...Ie mihangeza rehefa te hanome zaza salama sy manjabe ohatrandry (sady nitsiky ilay reniny no niapofo ilay zanany). 🥰 Hitandry...satria za te hahita andry soa aman-tsara no sady tiako ndry hahafatifaty be ohatr'izao dia nafoiko ny vatako tsarabe taloha. 🥰

- Fa zao koa anie Neny tsara eh...Za aza tsy mahita izany hoe ratsy Neny 😊 Izany no mahatonga ahy mitantana an'ny Neny foana rehefa haterin'ny Neny mianatra satria za falibe hoe tsarabe ny Neninay ....sady Neny aza hoe vomay tian'ny dada ohatr'izao koa. 😄

- Eny zanako ah...fa Neny koa anefa te ho salama foana dia mila mikarakara vatana amin'izay mahazo mahafatifaty be ohatrandry indray. 🥰

Toraka voninkazo be ho an'ireo Reny nahafoy ny vatany tsara bika mba hanomezany zanaka salama. 🥰
Tsy hoe niharatsy ianareo avy niteraka fa maneho fotsiny ny vatanareo fa olona mazaka ady ianareo. 🥰

Tsara ianao, aza adino!
💌💌 'Ndao hiaraka hikotrana aminay raha te hikarakara vatana oh!!!

Groupe facebook : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

--- HAKFIT
"Vita rehefa atao."

22/03/2023

Te hanana kibo fisaka ianaoo? 🥳
Tsy ny fanaovana ABDOS no manena kibo fa ny CARDIO. 😄

Mivoaha daholo 'lay miheritreritra hoe manena kibo ny exercises ABDOS? 🤭

👉🏻 Ireo amin'ny sary avy no atao àry :

Groupe facebook : Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)Daily Fitness with Salohintsoa (DFS)

HAKFIT---
"Vita rehefa atao."

Photos from Hakfit's post 22/03/2023

📌
🎈L'ensemble à seulement 10.000 Ar
Taille S ou XS

Confirmation de votre achat via MP.
A récuperer.
⛔ ARTICLES VENDUS ⛔

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo
101