14/09/2026
💪 Tsara ny manana hozatra. Fa mbola tsara kokoa ny manana vatana salama sy matanjaka mandritra ny taona maro.
Tsy midika hoe salama sy en forme foana akory ny fananana hozatra lehibe. Mety ho tsara ny bika, nefa mbola tsy ampy hery, endurance na mobilité.
Ho ahy, ny sport dia tsy hoe manangana hozatra fotsiny na mitady bika tsara.
Ny tanjona dia ny hanana vatana matanjaka, mahavita mihetsika tsara, maharitra ary salama.
🏋️ Musculation
🔥 Force & endurance
⚡ Performance
🧘 Mobilité & santé
Satria tsy ny hoe “ho tsara ny vatako androany” ihany no tanjona.
Fa ny hoe “ho salama sy matanjaka foana ny vatako na afaka taona maro aza.”
📩 Coaching personnalisé — Atombotsika miaraka ny fananganana vatana matanjaka sy salama, tsy manimba ny fahasalamana.