18/08/2025
💡 𝗧𝗘 𝗛𝗜𝗩𝗔𝗥𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗘𝗧𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗖𝗘𝗕𝗢𝗢𝗞 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢 , 𝗻𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗻𝘁𝗮𝘁𝗿𝗮𝗼 𝗵𝗼𝗲 𝗮𝗶𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝗵𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮?
Manana hevitra, vokatra, na faniriana hanana fahombiazana ianao…
📌 Ireto misy toro-hevitra vitsivitsy :
-Mamorona pejy matihanina sy tsara fototra (page professionnel)
-Mianatra mamantatra ny fomba fandeany tambazotra Facebook (Algorithme Facebook)
-Mitady sy manafatra vokatra ahazoam-bola (idée de business) 🫰
Manoratra lahatsoratra manintona mpividy (création de contenu ).
👉👉ARY ITY NO ZAVA-DEHIBE :
Mikarakara 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 izahay mandritran'ny 3 Andro hianarana ireo teboka vitsivitsy ireo .
❌Voafetra ihany anefa ny olona ho raisinay .❌
Koa ireto ny dingana vitsivitsy arahinao raha maniry hisitraka izany ianao .
⚡Asio j'aime ny pejy sy ity publication ity .
⚡Zarao am mur-nao ity publication ity mba ho fanampiana ny hafa ihany koa .
⚡Tagueo namana 5 izay liana ny amin'izay ihany koa .
📲Dieny izao ary ataovy ny dingana voalohany mankany amin’ny 𝙛𝙖𝙝𝙤𝙢𝙗𝙞𝙖𝙯𝙖𝙣𝙖𝙤