24/01/2024
β½
Afaka miomana dien'izao ianareo club maro isan-karazany e π€π»π
Ekipa mifampizara traikefa β½
Golden football
24/01/2024
β½
Afaka miomana dien'izao ianareo club maro isan-karazany e π€π»π
Ekipa mifampizara traikefa β½
23/01/2024
ποΈβ½
Efa fantatra ny daty fa hivoka tsy ho ela eto, Zao dia miomana daholo e!!!
Averina ihany fa tsisy mpilalao avy ao @ PPFL fa ho an'ireo mpilalao rΓ©serve na vao misondrotra β½
Entanina daholo izay vonona πͺπ€
Araho tsy tapaka ny pejy β½
14/01/2024
Golden Football National Senior
07/01/2024
ππ§‘β½
Betsaka ianareo no manontany any @ hafatra miafina hoe rovina dia aiza ny toerana hanatanterahana azy?
β‘οΈ Ho lazainay tsy ho ela eto ny daty sy ny toerana hanatanterahana azy πβ½
NB : Tsara anefa ny mampafantatra dien'izao fa any @ faritra no hanatanterahana ny fifaninanana.Ary mbola malalaka tsara ny fotoana hanomanana.
Contact : 032 89 555 79
06/01/2024
β½
Amin'ity dia omentsika sehatra ny zandry kely misondrotra e!!!
Ny ho avin'ireo ekipa goavana,SANS PRO LEAGUES
05/01/2024
β½
Ho an'izay ekipa D1 na D2 vonona hiala ny faritra misy azy ka hanome tsirony ny mpankafy sy ny mpijery πβ½ποΈ
BientΓ΄t...
β½
NB : Ny ekipa senior vehivavy ihany koa miomana daholo e ππβ½
Marihina fa any @ faritra no hanatanterahana ny fifaninanana ary mbola afaka miomana tsara ny rehetra satria mbola malalaka ny fotoana.
β½π₯π₯π₯πβ½
04/01/2024
Raha asiantsika ho an'ny senior dia iza daholo ny club vonona???
Mi-deplace Kely an β½
Vonona ve nareo???
Omen-tsika spectacle β½ sy ambiance Kely ny mpijery sy ny mpankafyπ€π
03/01/2024
Ny vondron'ny fikambanana Golden Youth School izay mpikarakara tournoi de foot ho an'ny tanora dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao.
Ho taona hatratrarana ny tanjona ho an'ny tsirairay avy anie.
Ho avy tsy ho ela ny fifaninanana fa samia miomana.
Mirary soa ho antsika rehetra e β½ππ§‘
23/11/2023
Miarahaba antsika rehetra ππ
Te hanisy fanazavana kely fa maro ianareo no manontany ao anaty mp ny momba an'ny Golden Youth School hoe club ve?
π Tsy CLUB ny Golden Yoth School fa mpikarakara fifaninanana (tournoi) ho an'ny ankizy sy ny tanora eny anivon'ireny sekolin'ny baolina kitra maro isan-karazany misy eto an tanana ireny.
π Fifaninanana PRIVEE fa miara miasa kosa amin'ireo rafitra misy eo anivon'ny baolina kitra eto amintsika.
π Ao anatin'ny taona iray dia fifaninanana.(tournoi) telo (3) no tanterahana.
π Efa mivelatra ny fifaninanana ary maniry hitety faritra maro eto madagasikara π²π¬π²π¬π²π¬
Mankasitraka antsika rehetra namaky hatramin'ny farany πππ
Ho lasa lavitra anie ny baolina kitra malagasy β½β½β½
Golden Youth School ππ§‘
20/11/2023
Mirary herin'andro feno fandresena ho anao
ππ§‘