Andriafo Association Sportive

Andriafo Association Sportive

Share

Créée depuis 2018, l'Association Sportive ANDRIAFO a pour vocation de contribuer à l'éducation d

Photos from Andriafo Association Sportive's post 04/05/2025

Mbola mitohy ny hazakazaka

Photos from Andriafo Association Sportive's post 31/12/2023

Fandraisana anjara tamin'ny FIFANINANANA NOKARAKARAINY ASSOCIATION MASAKI ANTSIRABE

Photos from Andriafo Association Sportive's post 26/12/2023

MIRARY TAONA ZINA 2024

Photos from Andriafo Association Sportive's post 26/12/2023

Mamarana ny taom-pilalaovana 2023 sy mamaly ny fanasan'ny Association MASAKY avy any Antsirabe

22/09/2023
Photos from Andriafo Association Sportive's post 03/05/2023

Faly miarahaba any Fabien Eritiana sy Tania, ny ANDRIAFO, amin'izao fahasoavana lehibe izao, ho tokatrano betsaka vahaolana sy hirin'olona ny tokatranonareo
Fiainana ny baolina kitra

28/03/2023

Mitsingerina ny andro nahaterahanao
Arabaina ianao
Ny tso-drano ny lanitra ho aminao

Photos from Andriafo Association Sportive's post 20/03/2023

Fialam-boly, nifety niravoravoana no niarahan'ny ANDRIAFO ny alahady 19 mars teny aminy Espace Fenomanana
Izany no natao hanamafisana ny firaisan-kina sy fifampiarabana nahatrarana ny taona vaovao 2023

Hiatrika sy hifantoka amin'ny fifaninana eo anivon'ny seksionina Ambohidratrimo amin'izay manomboka eto
TSY MAINTSY HO LEHIBE NO HIAFARANA

27/12/2022

AS Andriafo mivoaka.
Manatanteraka fivoahana any amin'ny faritr'Itasy mandrindra ny telo andro ny Andriafo Association Sportive.
Misy ny lalao ara-pirahalahina ho atao mandritra izany.
Ity fivoahana ity koa no hentina hamaranana ny taom-pilalaovana 2022.

13/11/2022

Araky ny fangatahan'ny Joueuses dia hisy ihany koa ny Tournoi Féminin amin'ny fankalazana ny faha dimy taona ny Andriafo Association Sportive . Voafetra ho valo (8) ihany ny mpandray anjara. Aza adino ny manoratra anarana mialoha araka izany.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Vers By-pass Akadidratombo
Antananarivo