Lovely Bout'hika

Lovely Bout'hika

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lovely Bout'hika, Antananarivo.

17/07/2023

"COMMENT VENDRE SUR FACEBOOK?"💰💰💰
Coucou daholo😊 misy liana ve ianareo raha fampianarana kely indray no ho atao-tsika aloha😊 Resaka vente en ligne (sur facebook)
-Ahoana ny atao raha te hivarotra tsy manana Page facebook?
-Ahoana no atao raha hanokatra page Facebook (Page de vente) / Ahoana no fanaovana ireny boost ireny?
Raha liana ianareo dia abonneo ny pejy😊 ary antsoy ny namana, zarao ity publication ity sao mahasoa ny hafa🥰
Koa misafidiana ary date zay mety ambany ireto raha liana ianao😊

Samedi 24 Juillet vers 8h du matin
Mercredi 26 Juillet vers 8h du matin
Zay be mpisafidy no anovan-tsika azy😊 atao en direct lay izy
N.B.: afaka mifampizara traikefa sy mifanamoy ao isika🥰

Photos from Lovely Bout'hika's post 29/05/2023

Mpankafia baolina kitra ve ianao?aza misalasala mitafa aminay!
🪴Maillot football
🪴25.000ar
Dispo en équipe✊
Livraison tanà/Province🏍️🚌
034.84.003.36📞

09/05/2023

Mivarotra en gros ou en détail:
🪴Maillot foot 25.000 ar (1)
🪴Survette 38.000ar (1)
🪴Short 10.000ar (1)
Sur Livraison daholo
📞034.84.003.36

Photos from Lovely Bout'hika's post 25/02/2023
24/02/2023

Hey ooo🥰🥰Ho antsika ato iany ty an🤫🤫😊
Mba fankasitrahana anareo mpanaraka sy mpanjifa rehetra dia atao-tsika 10.000ar daholo ny manao personnalisation ana maillot😱‼️ NA MAILLOT AVY ATO NA AVY ANY IVELANY😱😱
8.000ar kosa rah manao 5 no miakatra🤗🤗Araraoty ary fa mandalo iany ann🥰
Contact: 034.84.003.36

14/02/2023

Miarahaba antsika rehetra🥰🌼
🤎Ity page ity dia nosokafana mba mba hamarotana karazana zavatra maro ilain'ny rehetra sady mahasoa💫
🤎Marihina fa mbola vente en ligne ihany hatreto ary eto tanà izahay🌼afaka mandefa ho anareo any @ faritra ihany koa☺️
Ity ny laharana ahafahan-tsika mifandray:034.84.003.36📞

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo