Hala Barca CF

Hala Barca CF

Share

Real Madrid CF๐Ÿค๐Ÿ–ค
FC Barcelone ๐Ÿ’™โค

"Tsy manavaka fa samy equipe LA LIGA๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ"

25/07/2026

๐Ÿ’ฅ Tapitra izay ny fiadiana ny amboara eran-tany ny baolina kitra ๐Ÿ‘โœ…. Andeha ho resahan-tsika manomboka eto indray ny fifaninanana any Europe rehetra โœ…โœ…
Toy izao hitantsika amin'ny sary izao ny solon-tenan'ny :

โ—พ Premier League ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ
- ARSENAL
- MANCHESTER CITY
- MANCHESTER UNITED
- ASTON VILLA
- LIVERPOOL

โ—พ Laliga ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ฆ
- BARCELONE
- REAL MADRID
- VILLARREAL
- ATLETICO MADRID
- REAL BETIS

โ—พ Bundesliga ๐Ÿ‡ฉ๐Ÿ‡ช
- BAYERN
- DORTMUND
- LEIPZIG
- STUTTGART

โ—พ Ligue 1 ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท
- PSG
- LENS
- LILLE
- OL LYONNAIS

โ—พ Serie A ๐Ÿ‡ฎ๐Ÿ‡น
- INTER
- NAPOLI
- ROMA
- COMO

Eto amin'ireto ve ny klioba ankafizinao dia iza no heritreritra handrombaka ny League des champions 2026-2027 โ“โ“

HALA BARCA CF

25/07/2026

Mba Ajanony kely fanamparitahana sarinay POLICE fa mamenatra๐Ÿ˜sy lany ny bogosite nay

24/07/2026

Papa sy maman o !
Entano ny zanatsika hanao MANAL'AZY VITA BAC
ao antrano.
Andrahoy lasopy be dia omeo azy ny tรฉlรฉcommande

24/07/2026

Teny kely ho an'ireto avy ??

21/07/2026

Ho Maro indray ny TERMINAL @ ANNEE SCOLAIRE 26-27 ๐Ÿคง๐Ÿคง๐Ÿคง

21/07/2026

Ho Maro indray ny TERMINAL @ ANNEE SCOLAIRE 26-27 ๐Ÿคง๐Ÿคง๐Ÿคง

๐—•๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ - ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ฏ๐—ฒ :

๐Ÿ”ฅ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ต๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ.

๐Ÿ”นTratra nitazona taratasy madinika natao hanaovana hosoka ny tovovavy iray 19 taona, sokajy A1, amin'ny fanadinana Bakalorea, tao amin'ny foibem-panadinana St JOSEPH Ambilobe. Nandritra ny fanadinana Matematika, androany maraina tamin'ny 8 ora sy sasany no nahatratrarana azy.

๐Ÿ”นAraka ny fitsipika mifehy ny fanadinam-panjakana, dia noroahina avy hatrany tao amin'ny foibem-panadinana izy ary tsy navela hanohy ny fanadinana intsony.

ยฉ๏ธ Marino Rajaonina
____________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.

19/07/2026

Kiala Ngita Masaky

15/07/2026

Aiza moa tsy ho resy FRANCE๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท PD(Kiala Ngita Masaky) rehetra zao maka equipe nay .

15/07/2026

7๏ธโƒฃMatch
6๏ธโƒฃVictoire
1๏ธโƒฃDefaite
0๏ธโƒฃnul
Qui ???

14/07/2026

Vao misy fofona Gasy๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ pory oa dia Nanemany foana
๐Ÿคง๐Ÿคง๐Ÿคง

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Tana
Antananarivo