SNOOP COQ

SNOOP COQ

Share

Intervention brothers

30/12/2024

Victoire: 7
Defaite :0
match nul: 2

Photos from Akolah af' attack MDG's post 25/11/2024

Prod

07/11/2024

HO AN'IZAY REHETRA MAIKA AMPIADY TSY METY TONGA VOLO REHETRA ANY
( natokana ho an'ny akoho mpiady irery ihany )
MAHAVITA AKOHO 2 h@ 4 (100ml )
✅ mampaniry volo malaky ( manamafy sy manatsara ny efa maniry , misy fixateur)
✅ manamafy vava sy taolana
✅ manatsara oditra
✅ manome nofo ( non gras )
,✅ mampatanjaka
✔️ sady afaka hanaovana préparation no récupération ( une semaine avant et après )
☑️ 100% efficace atrany
produit importé
MP AVY ATRANY NA
📞 034 68 694 13
mandefa any @ faritra
service de livraison 7j/7j

07/11/2024

ARRIVAGE
( manamafy taolana )
✅ manamafy ny coup de frappe
✅ misoroka ny fivontosan'ny tongotra
✅ manamafy sy mampitsiry vava sy fantsy tapaka avany anatiny
☑️ spécial préparation
mp directe na :
📞 034 68 694 13
0️⃣3️⃣4️⃣6️⃣8️⃣6️⃣9️⃣4️⃣1️⃣3️⃣

07/11/2024

NA HISOROKA NA HITSABO
✔️Nahafa-po ny maro
👉
✔️ ,_ANATY
✅ REHEFA RESAKA VOIE RESPIRATOIRE DIA OK 👍
sady prévention no curatif ( misoroka sy mitsabo ) @ vidiny mirary
mp avy atrany na :
034 68 694 13
0️⃣ 3️⃣ 4️⃣ 6️⃣ 8️⃣ 6️⃣ 9️⃣ 4️⃣ 1️⃣ 3️⃣
👉100% efficace atrany
👉 PRODUIT IMPORTÉ
NB : manasitrana barika ihany koa
✅manao livraison
✅mandefa @ faritra
✔️ service de livraison 7j/7j

Photos from Akolah af' attack MDG's post 07/11/2024

Ireto ny produit fampiasanay aty am faritra

04/11/2024

Rafotsy manao shopping tonga dia produit de beauté be tsy hifankahitana

Za rehefa manao shopping 😍❤️
Article momban'ny akoho rano iray
Zay mahakolokolo manana ny tsara e

Merci Akolah af'attack 👉Produit de haut de gamme

28/10/2024

Efa maro lesany no tratrako an'izao tamin'ny mbola boykla😂😂😂😂 any zay lesany eeee

Photos from SNOOP COQ's post 26/10/2024

Rehefa mbola tsy mihira ny mpihira dia aza Mandihy tsy am aponga aloha 🤣
Rdv anosisoa



25/10/2024

Jiron'iza no tapaka ? 🤣

Team Intervention fotsiny Tsotra izao

Ataovy ihany ny mahay vava e

Akoho be kely endaka

Sans respect satria tsisy idirany akoho ny maha artista nefa ny vava pr nlesany otran reny elasany ireny ny Rajoelina tsy azo atao na inona na inona

Itsio ireo fa mazaka

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Ambohidratrimo
Antananarivo
105