XV Vohitsara - Page Officiel

XV Vohitsara - Page Officiel

Share

Club XV vohitsara

17/02/2026

Alefa Team Vohitsara πŸ‰πŸ’

27/01/2026

Team Vohitsara πŸ‰πŸ’
Entano ny Namana de andao ikotrana 😊
Mifohaza πŸ‘ŠπŸ‰πŸ‰

03/09/2025

Manentana antsika mba hanotrona ny ekipantsika πŸ™πŸ‰πŸ’
Mankasitraka mialoha tompoko

31/08/2025

Harabaina Teams Vohitsara Angarangarana βœ…πŸ‰πŸ’
Finaliste πŸ‘πŸ’―πŸ‘πŸ‘

27/01/2025

"FILAZANA"
Miarahaba tompokoπŸ™πŸΌ
Ilazana isika joueurs ao anatin'ny Klioba Xv Vohitsara πŸ‰πŸ’ mba ho tonga @ fivoriana izay ho atao ao @ Tsenan'ny Prezident Ny rahampitso Talata 28-01-25
hariva πŸ‘
Ilazao ny namana izay mahita ity filazana ity
Samy tsara tompoko πŸ™πŸΌ

08/11/2024

Team vohitsara πŸ‰πŸ’

27/09/2024

Merci Tanjona (panda)🐼

07/08/2024

Alefa Team vohitsara πŸ‰πŸ’

07/05/2024

Ny asabotsy 11 mai 2024 izao ny Demi final
Ny Team Vohitsara Angarangarana ao @ kianja ANS Ampefiloha
Manasa anao Anohana ny ekipa antsika πŸ™πŸΌ
Mankasitraka tompoko
πŸ‘Š

29/04/2023

No comment 🀫
Pic by Tpm
πŸ‰πŸ’
πŸ‘Š

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Antananarivo