13/07/2025
Camping de katsaoka FC dia manolotra anao:
—-CAMPING TOURNAMENT——édition 2025
Tonga ilay fotoana niandrasantsika rehetra😁
CAMPING TOURNAMENT dia Fifaninana natao ho an’ny ankizy karakarainay ato amin’ny Camping de Katsaoka🫶🏽
Izay atao ny: 02 sy 03 aogositra 2025 ho avy izao🤙🏼
💛Catégorie:U11 sy U13
Droit d’engagement:150.000
🎮Hisy air de jeux ho an’ny ankizy
🎧Hisy animation Dj au piscine ihany koa
💃🏿Hisy ihany koa ny zumba party eny an-toerana ho antsika ray aman-dreny tia mandihidihy🫶🏽
Fifaninana izay hotanterahina eny amin’ny Kianja synthétique Foot à 7 camping de katsaoka🏟️
Efa misokatra ary ny fisoratana anarana ka aza tara fa voafetra ny toerana🙌
🚀Andao sady hifaninana no sady hilalao.
26/06/2025
26 JONA 2025🇲🇬
Tratry ny asaramanitra eh🤍❤️💚
65 taona anio ny nahazoin’i Madagasikara ny fahaleovantena ka izahay fianakavian’ i Camping de Katsaoka dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra eh😁
20/04/2025
JOYEUSE PÂQUES 💗🫶🏽
‼️🚨Aza adino ny Ibiza party antsika rahampitso anhh
Lundi de Pâques miavaka bee ka diaa tongava maro fa ahitana:
•AQUA ZUMBA
•ANIMATION DJ
••JEU DE COHÉSION (azahona loka bombaa bee otranareo😂💗)
Inona intsony no andrasana!!?
Tongavaa marooo🫶🏽💗
Zay de bisous bisouss daholo dia andao analazyy🥰❤️
Bonne soirée et abonnez-vous ❤️❤️
16/04/2025
Hey!!
Camping de Katsaoka vous présente LUNDI DE PÂQUES IBIZA PARTY🎊
Au programme: Aqua Zumba,animation DJ, Jeu de cohésion🎯
À partir de 9h00🕘
Andao ary hanalazy hiaraka aminay eh😁
24/03/2025
Feno 9 taona anio ny taona niforonan’ny camping de katsaoka🙏🎉
Efa ho avy ny fetin’ny Pâques🐣
Ndao hanalazy eh.
Hahitana kilalao sy hetsika maro toy ny Animation DJ,karaoke,discothèque,Animation Zumba sur piscine,Terrain synthétique foot à 7,…. ato aminay amin’io fotoana io.Misy ecole de foot 6ans à 17ans ihany koa Camping de katsaoka FC
NB:tsy azo hitondrana boisson avy any ivelany.
08/03/2025
8 Mars:Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy.
Miarahaba ny vehivavy rehetra amzao andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao😍.
24/11/2024
🟡CAMPING DE KATSAOKA CUP ⚫️
U11 et U13
Izahay ato amin’nyCamping de katsaoka FC dia manasa antsika rehetra Ecole de foot na club te handray anjara amin’ny CAMPING DE KATSAOKA CUP izay atao ny 21 sy 22 Decembre 2024 ho avy izao eny Terrain synthétique Camping de katsaoka.
Ho an’izay hanao inscription na mila fanazavana fanampiny na dia hiangaviana mba hiantso ny laharana
033 25 832 81 na 034 13 613 00.
Ndao hilalao sady hitsangatsangana😁
27/04/2024
Salama daholo oh!❤️
Hifampizara aminareo ny ambiance anay tato amin’ny Camping de Katsaoka omaly indray ara izahay ehh!😘
CENHOSOA (HOMI) no niaraka anay nanalazy taminay ary dia tena Nahafinaritra ny ambiance❤️❤️
Mirary tontolo andro Mahafinaritra ho antsika rehetra ara eh!😘😘
27/03/2024
.LUNDI DE PÂQUES
Andao hanalazy , hialavoly hiaraka aminay @ lundi de Pâques 🐣 (1er avril) tsy poisson d’avril ah😂
Fidirana: 4.000ar efa ao anatiny io ny kilalao rehetra 🤩 akoatran’ny terrain de foot:70.000 ar: 1heure ,billard:6.000ar:1heure.
Andao ary eh!!
24/03/2024
Andaoo hanalazyy!😛😛💗
Ho avy ny fety ka tsy aleo ve mba mivoka kely eh?
Hihii ! manasa atsika ary izahay iaraka hanalazy aminayy amin’ny 31 mars sy 01Avril🎈
Ny vidim-pidirana tsy miova : 4000ar hatrany
Mirary alahady Mahafinaritra ho antsika rehetra💗
📍RN1