`⚠️ TANDREMO ❗❗❗ ⚠️
🚨Tsy maintsy eo am passage no miampita rehefa eny am arabe ⚽⚽🇲🇬
`
Dorelie ralalason freestyler
⚽Ballon dans le pied, rêve dans la tête ⚽
🇲🇬🇲🇬🇲🇬
09/07/2026
🇲🇬⚽Taorian'ny efabolana nikotranako.
Ireto misy sary vitsivitsy nandritry ny _portrait journal_ tamin'ny 20 Mey 2026.
I Zo no naka sary 📸
Session freestyle foot ⚽"Ambanavohitra" ⚽🇲🇬
` `
` `
` `
` `
23/06/2026
Bonsoir !!! 🥺⚽🇲🇬
Fa matsiro ity vidéo iray ity 🇲🇬💚⚽
15/06/2026
🇲🇬⚽ Efa manao iany koa ny releve vehivavy Malagasy. Izahay dia mbola mandray mpianatra atrany 🙏
Ianao koa vé tia sipa footballeuse ? ⚽❤️🇲🇬
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo