Ny Hoavisoa FOOT

Ny Hoavisoa FOOT

Share

- Terrain synthetique foot à 7 sy foot à 5
- Contact: 0384997969
- Lieu: Soavinimerina, Avaradrano

Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 02/04/2024

Terrain synthétique eto Soavinimerina, Avaradrano

⚽ Foot à 7 : 45.000Ar
⚽ Foot à 5 : 30.000Ar

🚗 Parking malalaka tsara sady misy mpiambina, misy rano azo hanaovana do**he sy toilette, ...

🫴 Afaka mandray fivoriam-pianakaviana, team building, fiarahan'ny samy mpinamana, mandray kotrana club, ... ihany koa izahay.
🫴 Misy chalet, labatatra, seza, lakozia, ...

Contact : +261384997969

⚽🍀 Ho avy ny Tournoi OPEN MAFY be 2 fa omany ny ekipanao, sady jeu à 7 🍀⚽

Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 23/09/2023

i DAX sy ireo tapaka sy namany ary efa tamana milalao aty aminay.

⚽ Misy terrain foot à 7 sy foot à 5 ⚽

🚗 Parking malalaka tsara sady misy mpiambina, misy rano azo hanaovana do**he sy toilette, ...

Afaka mandray fivoriam-pianakaviana, team building, fiarahan'ny samy mpinamana, mandray kotrana club, ... ihany koa izahay.

Bozaka synthetique sy kianja amin'ilay tsara kalitao no handraisanay anareo. Tongava fa ianao sisa no iandrasana e 🙏

Toerana: Soavinimerina , Avaradrano
Contact : +261384997969

Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 17/09/2023

Tia milalao baolina kitra ve ianao?

Misokatra ho antsika aty Avaradrano ny Terrain synthétique Ny Hoavisoa FOOT eto Soavinimerina.

⚽ Misy terrain foot à 7 sy foot à 5 ⚽

🚗 Parking malalaka tsara sady misy mpiambina, misy rano azo hanaovana do**he sy toilette, ...

Afaka mandray fivoriam-pianakaviana, team building, fiarahan'ny samy mpinamana, mandray kotrana club, ... ihany koa izahay.

Tongava milalao fa hataonay izay hahafa-po anao tompoko

Toerana: Soavinimerina , Avaradrano
Contact : +261384997969

Photos from A.S. Andry's post 03/09/2023
Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 24/10/2022

Vita ny Alahady 23 oktobra 2022 teo ny "Tournoi MAFY BE Open 1"

Ny tanjona dia ny fampahalalana fa misy terrain synthetique azo ilalaovana ao Soavinimerina Avaradrano. 🍀🍀🍀

Isaorana ireo ekipa mpandray anjara: AS Cousin, AKM, UFC, Ekipa Fanasina, FC Black Stars Ambohimanarina, Madacars, FC Famille Miray, Ensemble FC, FC Soavinimerina, Tafaray Manarintsoa Namehana, Famille Tahiana, ASM, FC Mazava, Copain FC, Taxi Analamahitsy, FC Dynamic

Samy henjana any amin'ny faritra misy azy avy ny ekipa tsirairay fa Iza ary no tena MAFY BE tao? 💪🏼💪🏼💪🏼

Mpanohana ofisialy: Madagasikara A.S. Andry

Isaorana manokana ny Commune Ambohimanga Rova, Gendarmerie Nationale Ambohimanga Rova, Fokontany Soavinimerina, Section football Avaradrano, ireo havana sy namana nanampy.

Omany ny ekipanao fa ho avy ny tournoi manaraka tsy indray andro intsony 😊

*Miala tsiny amin'ireo ekipa nandray anjara nefa tsy ao anatin'ny sary

Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 25/09/2022

Tournoi foot MAFY BE open 1

Foot à 5 (4 mandroso, 1 goal )
Date: 23 octobtre 2022
Lieu: Ny Hoavisoa Foot Soavinimerina

16 no isan'ny ekipa mpandray anjara. (Efa nisy ekipa nisoratra anarana fa mbola misy toerana)

Droit: 50000 ar na 250.000 fmg

👉🏼 Alefanay ao amin'ny commentaire ny reglement sy ny mombamomban'ilay tournoi 🤝
👉🏼 Arbitre avy amin'ny ligue no hitsara
👉🏼 MP izay mila fanasana

Mpanohana ofisialy: Madagasikara A.S. Andry

Mpikarakara: 0384997969

Photos from Ny Hoavisoa FOOT's post 05/07/2022

Ho antsika aty Avaradrano izay tia milalao baolina kitra ...

Tongava aty amin'ny Ny Hoavisoa Foot Soavinimerina fa efa misokatra ny "terrain synthetique".

Isan'ny mpilalao: 5
Toerana: Soavinimerina, Avaradrano (aorinan'ny Espace Prima Novia)
Sarany: 30.000Ar/ 1h
Laharana: 0384997969

👉 Hisy TOURNOI MAFY BE amin'ny 23 oktobta 2020 ⚽⚽⚽

✅ Malalaka tsara ny PARKING sady misy mpiambina fa tongava maro o!
✅ Mila miantso aloha izay te hamandrika terrain

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo
103