Battle kitra 7 - BK One

Battle kitra 7 - BK One

Share

Organisateur de Tournoi
Foot 1v1 ⚽
Foot à 11 ⚽
Foot à 7 ⚽
Teqball ⚽
Beach Soccer ⚽

08/05/2026

⚽🔥 TSY ADINOINA NY TANTARA. 🔥⚽

BK7 sy BK One Entertainment no NITONDRA voalohany ny concept tournoi 1v1 teto Madagascar. 🇲🇬🏆

Talohan’ny nahafantarana azy betsaka dia efa izahay no nanangana sehatra, nampiakatra ny niveau ary nanome toerana ireo talentan’ny foot malagasy hifaninana amin’ny tena izy. 💪⚡

Ankehitriny maro no maka inspiration… fa ny ORIGINAL dia iray ihany. 👑

Misaotra anareo rehetra manohana sy mino ny vision BK7 hatrany. Izao vao manomboka ny tantara. 🚀

“Un joueur. Un adversaire. Une gloire.” 🔥

06/05/2026

🚨Alerte⚽

🏖️⚽ Hihovitrovitra ny tora-pasika…
Tonga tsy ho ela ny BK7 & BK One Beach 🔥🌊

Amboary ny ekipanao, homano ny tanjaka …
Andrasana daholo ny équipe sy joueurs ny provinces manerana an’i Madagascar 🇲🇬🏆

📅 Volana Jona
🚨 Hisokatra tsy ho ela ny fisoratana anarana

🔥

13/04/2026

📣ity ary ny fanazavana feno foot à 7 ⚽
🚨12 équipe ihany sady efa kely sisa ny toerana ah

⌚🔥 Ho avy eo koa ny fanazavana compétition 1v1 sy ny programme amin'ny date ny tournoi 25 Avril 2026.

🏟️ Terrain Synthétique TSARASALAMA by pass @à la une

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ambanidia
Antananarivo