Blounga Superstore 2.0

Blounga Superstore 2.0

Share

Hanome fahafam-po ho anao no tanjonay ❤️

27/04/2026

Mora be Tsisy kara ty .. aza adino contact sy lieu annn…

Photos from Blounga Superstore 2.0's post 07/04/2026

Promo MIHAJA bé vita fety😍💗

Taille XS, S, M
Prix: 10.000ar

Photos from Blounga Superstore 2.0's post 25/03/2026

Malaky fa mora tena bôjo...
Anontanio ze mety fa hoavy Zao ny fety 🥰

Photos from Blounga Superstore 2.0's post 27/02/2026

Mbola HIVAROTRA sa TONGA DE HANAO???
Maro azo isafidianana ato 🩴🩴👡👡

👉 Arao Ary ny page 😘

✨Misy hoan pointure : 21 hatr@ pointure 44✨

Dispo: Andrefanambohijanahary

Afaka manao commande koa ny majunga fa ho avy tsy ho ela izahay ❣️

15/12/2025

😊😊

🔥FAHALALAM-POMBA HO AN’NY TANORA🔥

😊 Inona no atao hoe fahalalampomba ?

➡️ Ny fahalalampomba dia fitondran-tena tsara asehon’ny olona amin’ny fiainana andavanandro:
fanajana ny hafa, fahaiza-miaina ao an-tokantrano sy eo amin’ny fiaraha-monina, ary fahatsiarovan-tena fa samy manana ny hasiny ny olona.

👉 Tsy teny fotsiny izy io, fa fihetsika hita maso.

😊 Fa maninona no ilaina ny fahalalampomba ?

Ilaina izy io satria:
✔️ mampianatra fanajana
✔️ manatsara ny fiaraha-miaina sy fiaraha-monina
✔️ mampiakatra ny hasin’ny tanora
✔️ manomana azy ho olon-dehibe tompon’andraikitra

✅ Ny tanora manana fahalalampomba dia hajaina na aiza na aiza alehany.

😊 Inona no tanjon’ny fampianarana fahalalampomba ?

➡️ Ny tanjona dia ny hanangana tanora mba:

- mahay miaina miaraka amin’ny hafa

- mahalala manaja, indrindra ny marefo

- mahatsapa fa fihetsika kely aseho no maha-olona lehibe

😊 Inona no ohatra tsotra amin’ny fahalalampomba andavanandro ?

👉 Atao ohatra tena farany zay azo lazaina ho kely nefa mora tanterahana tsara
Rehefa any anaty bus na taxi-be ianao ka raha mahita:

- olon-dehibe
- antitra
- bevohoka
- mpitaiza mitondra zaza
- olona manana fahasembanana

✔️ Mitsangàna ary omeo toerana izy.

😉 Tsy satria terena,
fa satria fahalalampomba sy fanajana.🙂

😊 Midikany inona amin’ny fiaraha-monina izany fihetsika kely izany ?

➡️ Midika izy io fa:

- mahay miaina miaraka amin’ny hafa ianao
- manaja ny hasin’olona
- manampy amin’ny fananganana fiaraha-monina milamina

✅ Ny fihetsika kely asehonao dia mety hanova ny tontolo andro sy ny fiainan’ny hafa.

✨ Hafatra kely💖

Ny fahalalampomba dia tsy misy an'zany oe lany andro na lany daty izany.
Izy no maha-olona, maha-olombanona sy tanora mendrika, ary maha-firenena mandroso sy milamina.

🥰 Inona koa no fahalalampomba tsotsotra tokony hampianarina ny tanora Ankehitriny ra arakan hevitrao? (Sorato ao @ commentaire d partageo ho hitany tanora Ankehitriny 💖)

08/12/2025

🙏🙏

LOHAHEVITRA : “INONA AVY NO ZONTSIKA REHEFA VOAROAKA NA MI- DÉMISSIONNE ?”

1. Rehefa voaroaka (Licenciement) dia mizara 3 karazana

A. Faute Lourde

➡️ Hadisoana lehibe natao tamin’ny sitrapo ratsy:

- Halatra
- Fanimbana fitaovan’ny orinasa
- Herisetra
- Fitondran-tena mitarika fatiantoka goavana

➡️ Tsy mahazo:

- Indemnité de préavis
- Indemnité de licenciement
- Tsisy “avertissement” mialoha

👉 Fa mbola mahazo foana:

- Karama ny andro niasana
- Congé tsy nalaina

B. Faute Simple / Faute sérieuse

➡️ Hadisoana matetika fa tsy tena goavana:

- Tsy fidirana miasa tsy misy fanazavana
- Tsy fanarahana ora
- Tsy fanarahana procédure
- Tsy fanatanterahana tsara asa

➡️ Mahazo:

- Préavis
- Indemnité de licenciement
- Karama sy congé

C. Licenciement non fautif (ara-dalàna)

➡️ Tsy misy hadisoana ataonao:

- Réorganisation
- Orinasa mihena
- Ara-pahasalamana
- Asan’ny orinasa miala tanteraka

➡️ Mahazo FOANA:

- Préavis
- Indemnité de licenciement
- Congé
- Karama rehetra

➡️ Raha tsy manaraka ny fihodinana ara-dalàna ny patron → ABUSIF

2. Ahoana no ahafantarana hoe “faute lourde” sa “faute simple”?

Faute Lourde = misy FANAPOROFONA hoe:

✔️ Natao hikasika ny hanao ratsy na hanimba
✔️ Vokatry ny fihetsikao dia nisy fahavoazana lehibe
✔️ Misy porofo: témoignage, caméra, mail, rapport

➡️ Tsy ampy hoe “manao hadisoana” fotsiny.

Faute Simple =

✔️ Misy tsy fanarahana fitsipika
✔️ Tsy natao hanimba
✔️ Azo amboarina / misy avertissement matetika

3. Ahoana no ahafantarana hoe “fanararaotana” (Licenciement abusif) ?

👉 Licenciement abusif raha:

⭕ Tsy misy porofo
⭕ Tsy nomena convocation entretien préalable
⭕ Tsy nomena préavis
⭕ Na lazain’ny patron hoe “faute lourde” kanefa:
– tsisy halatra
– tsisy porofo
– tsisy fahavoazana
⭕ Na voaroaka tampoka satria:
– nifanditra
– tsy tian’ny chef
– nitaraina momba ny karama
– nangataka congé
– bevohoka (→ INTERDIT par la loi)

➡️ Raha abusif → afaka mitaky vola be (dommages et intérêts).

4. Rehefa mi-démissionne (fialana asa)

Zo: ✔️ Karama ny andro niasanao farany
✔️ Congé tsy nalaina
❌ Tsy mahazo indemnité de licenciement
❌ Mila manao préavis raha tsy hoe fifanarahana

5. Ahoana no ataonao raha tsy mahazo ny zo rehetra?

1. Tazonina taratasy rehetra: contrat, bulletin, convocation, message…
2. Manao courrier simple milaza ny zontsika
3. Raha tsy mamaly → mandeha Inspection du Travail
4. Raha mbola tsy mety → Tribunal du Travail

➡️ Matetika rehefa mahita hoe mahalala lalàna ianao dia mamerina vola avy hatrany ny patron.

📝 Fanamarihana manan-danja (Nuance juridique):
La faute grave empêche le maintien du salarié dans l’entreprise et entraîne un licenciement immédiat, sans préavis ni indemnité. En cas de faute lourde, l’intention de nuire à l’entreprise est manifeste (ex : détournement de fonds), et le salarié ne reçoit aucune indemnité de licenciement.

🥰Mila fanazavana lalindalina kokoa ? Mila fanampiana matihanina ?🥰

📩 Aza misalasala miditra MP
Satria manomboka izao, afaka manontany malalaka ianao (na inona na inona fanontaniana tianao hapetraka):

👉 20.000 Ar / mois izay azahoanao:

✔️ Fanazavana lalina sy personalisé
✔️ Fanampiana amin’ny lalàna (droit du travail)
✔️ Fanaraha-maso ny antontan-taratasy
✔️ Fanamboarana lettre, demande, fitakiana, sns
✔️ Misy accompagnement professionnel mandritra ny 1 volana
✔️ Vonona hamaly sy hanoro anao aho isan’andro ao anaty MP

📞 WhatsApp / Télégram : +261 38 54 139 98
📥 MP → misokatra foana

Araho tsy tapaka hatrany, asaivo ny namana hanaraka ny page zarao ra hitanao fa mahasoa 😊

Photos from Blounga Superstore 2.0's post 31/10/2025

🚙 À vendre – 4x4 Terracan Jx250 4D56 Turbo Automatique
💥 Visible à MAJUNGA💥

Prêt pour l’aventure ? 🌅
Ce magnifique Terracan 4D56 Turbo Diesel, boîte automatique, est en excellent état, idéal pour la ville comme pour les escapades off-road. Puissant, confortable et stylé, il a tout pour plaire !

✨ Caractéristiques principales :

Moteur 4D56 Turbo Diesel – robuste et économique

Boîte automatique

Look aventure avec éclairage LED

Coffre de toit prêt pour vos longs voyages

Intérieur spacieux et propre

Parfait pour les routes de Madagascar 🇲🇬

💰 Prix : 30 000 000 Ar
🏡 Disponible à Majunga

🗣️ Tsy ho diso safidy amin’ity fiara ity ianao !
👉Tsara bika
👉 motera ao tsara,
Fiara tonga dia azo entina lavitra, mety tsara ho an’ny fianakaviana sy aventure !😉

Photos from Association Messiah Initiative - A.M.I's post 27/10/2025

👏👏👏

Photos from Blounga Superstore 2.0's post 21/10/2025

Ainga fa wsad mora no maika vola za 👌👌
Pointure 42 io 😍

Tsy frip tompoko fa vaovao 💖
Toerana: MAJUNGA

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Majunga
Antananarivo
401