Da Foot

Da Foot

Share

Bookmaker Gasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

26/11/2025

PRONOSTIC ANDROANY ๐Ÿ‘‡26/11/25
SPECIAL LDC ๐ŸŒŸ
COTE 3.75 ๐Ÿ”ฅ FUN ๐Ÿค‘

03/07/2025

๐Ÿด Misaona ny tontolon'ny baolina kitra : maty nohon'ny lozam-pifamoivozona tany Zamora(Espagne) i ๐˜ฟ๐™„๐™Š๐™‚๐™Š ๐™…๐™Š๐™๐˜ผ izay mpilalaon'ny Liverpool sy mandrafitra ny ekipa nasionaly Portugal ๐Ÿ‡ต๐Ÿ‡น
โ–ถ๏ธ Teo amin'ny faha-28 taona izy no izao maty izao.
โ–ถ๏ธ Izy sy ny rahalahany Andrรฉ no maty tao anatin'ilay loza
โ–ถ๏ธ Nivoaka ny lalana ilay fiara noentin'izy reo dia nirehitra avy eo, na dia efa tonga ary ireo mpamonjy voina dia tsy tana intsony ny ain'izy ireo.
โ–ถ๏ธ 10 andro lasa izy no nanao mariage

01/06/2025

๐—ฃ๐—ฆ๐—š ๐—ฅ๐—˜๐—–๐—ข๐—ฅ๐—— ๐—Ÿ๐——๐—– 2025 ๐Ÿ†
Fantatrao ve fa iny score 5-0 omaly iny no mavesatra indrindra teo amin'ny tantaran'ny finale Champions League โ“๐Ÿ˜ฑ
Ireto avy no manaraka azy :
- AC Milan 4-0 FC Barcelone (1994)
- AC Milan 4-0 Steaua Bucarest (1989)
- Bayern Munich 4-0 Atletico Madrid (1974)
- Real Madrid 7-3 Francfort (1960)

30/05/2025

๐Ÿšจ Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa lasa mpilalaony i ๐™๐™๐™€๐™‰๐™ ๐˜ผ๐™‡๐™€๐™“๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™€๐™-๐˜ผ๐™๐™‰๐™Š๐™‡๐˜ฟ ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ izay latรฉral droit tao amin'ny Liverpool.
Efa tamin'ny mercato hivernal no efa nandefa offre 40 millions d'euros ny Real Madrid fa tsy neken'ny Liverpool. Izao anefa lasa maimampoana izy satria efa fin de contrat rahateo. Mazava hoazy fa hilalao avy hatrany izy amin'ny Coupe du monde des Clubs ๐Ÿ† izay hatao any Etats-Unis ๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ

27/05/2025

๐Ÿšจ ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”
โŒ Vita hatreo ny tantaran'i ๐˜พ๐™ง๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™ค ๐™๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ก๐™™๐™ค ao amin'ny Al Nassr raha araky ny nambarany tao amin'ny compte Instagram-ny omaly.
: "๐‘ป๐’‚๐’‘๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’Š๐’๐’š ๐’…๐’Š๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚ ๐’Š๐’๐’š! ๐‘ต๐’š ๐’•๐’‚๐’๐’•๐’‚๐’“๐’‚ ๐’Œ๐’๐’”๐’‚ ๐’‚๐’๐’†๐’‡๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’•๐’๐’‰๐’š. ๐‘ด๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’ ๐’“๐’†๐’‰๐’†๐’•๐’“๐’‚"

Mametram-panontaniana ireo mpankafy baolina kitra sy ireo mpanao gazety amin'izao fotoana hoe inona tokoa no tiany holazaina โ“Ao ireo efa milaza fa hifindra klioba hafa izy amin'izao akatoky ny Coupe du monde des Clubs ๐Ÿ† izao.
Hita eo ny tohiny

25/05/2025

โœ… Nanambara amin'ny fomba ofisialy ny Real Madrid fa i ๐™“๐˜ผ๐˜ฝ๐™„ ๐˜ผ๐™‡๐™Š๐™‰๐™Ž๐™Š ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ no coach vaovao-ny zareo. Nanao sonia mandritra ny 3 taona izy izany hoe hatramin'ny 2028 ary rahampitso kosa no hatao prรฉsentation ao Madrid izy

โœ… Ten Hag kosa no misolo ny toerany ao amin'ny Bayer Leverkusen

Mety aminareo Madridistas ve โ“

22/05/2025

๐™๐™Š๐™๐™๐™€๐™‰๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ ๐™ƒ๐™Š๐™๐™Ž๐™‹๐™๐™ ๐˜พ๐™ƒ๐˜ผ๐™ˆ๐™‹๐™„๐™Š๐™‰ ๐˜ฟ'๐™€๐™๐™๐™Š๐™‹๐™€ ๐Ÿ†
Ela no ela fa nahazo amboara ihany ry zareo Spurs ๐Ÿด๓ ง๓ ข๓ ฅ๓ ฎ๓ ง๓ ฟ rehefa tsy nahita mangirana tao anaty 17 taona. Resin'izy ireo tamin'ny isa 1-0 ny Manchester United tamin'ny finale ๐„๐”๐‘๐Ž๐๐€ ๐‹๐ˆ๐†๐”๐„ tamin'ny omaly alina.

19/05/2025

โญ ๐™‡๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐™‰๐™€ ๐™”๐˜ผ๐™ˆ๐˜ผ๐™‡ hitondra ny laharana 10 ๐Ÿคฉ๐Ÿ‡ช๐Ÿ‡ธ
Hitondra ny nยฐ10 i Lamine Yamal manomboka amin'ny taom-pilalaovana manaraka. Ansu Fati moa no mitondra an'ity laharana an'ity amin'izao fotoana fa nohon'ny ratra mahazo azy matetika dia tsy hita firy teny ambony kianja izy.

Vitany ve no handimby an'i Messi โ“

16/05/2025

๐Ÿ‘‹ Aout 2024, Wojciech Szczฤ™sny naka retraite โŒ

โœ… Octobre 2024, nanaiky ny hiverina hilalao baolina kitra indray ka nanao sonia ny hilalao ao FC Barcelona ๐Ÿ’™โค๏ธ

๐Ÿ† Mai 2025, nahazo amboara telo(3) (Supercoupe d'Espagne, Coupe du Roi, Liga) sady tonga tany @ demi-finale Ligue des Champions ๐ŸŒŸ

Tsara fiverenana lery๐Ÿ‘๐Ÿ‘๐Ÿ‘

16/05/2025

Mieritreritra ny hividy attaquant ny ekipa ๐—™๐—– ๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ป๐—ฒ ho amin'ny taom-pilalaovana manaraka io. Iray amin'ireto attaquant ireto no anaty vinavina :
โ–ถ๏ธ ๐—๐˜‚๐—น๐—ถ๐—ฎ๐—ป ๐—”๐—น๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐˜‡ ๐Ÿ‡ฆ๐Ÿ‡ท (Atletico de Madrid)
โ–ถ๏ธ ๐—”๐—น๐—ฒ๐˜…๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐—ฟ ๐—œ๐˜€๐—ฎ๐—ธ ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ช (Newcastle)
โ–ถ๏ธ ๐—ฉ๐—ถ๐—ฐ๐˜๐—ผ๐—ฟ ๐—š๐˜†๐—ผ๐—ธ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ ๐Ÿ‡ธ๐Ÿ‡ช (Sporting)
โ–ถ๏ธ ๐—˜๐—ฟ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ด ๐—›๐—ฎ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฑ ๐Ÿ‡ณ๐Ÿ‡ด (Manchester City)
Iza no safidinareo Culers โ“

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo