17/04/2022
π₯
67 city fc
17/04/2022
π₯
πͺβ½
12/03/2021
β
[ Elf Vinih Fenohantra ]
Talenta iray somary mangingina izay izy, mipetraka ao amin'ny vodilaharana havanana (latΓ©rale droite) ao amin'ny sokajy U17.
Vao tonga tato amin'ny klioba izy teo amin'ny herintaona sy tapany teo izay dia efa nametrahan'ny mpanazatra fahatokisana teo amin'io toerana io. Tsaroanay eto am-panoratana fa nisy fotoana mihitsy ary tamin'ny lalao tamin'ny Fosa Junior teo mahamasina nangataka ho esorina izy fa tsy navelan'ny mpanazatra fa tsy maintsy namita ny lalao.
Tao anatin'izay fotoana izay ka hatramin'izao dia hita fa anisan'ireo mpilalao eo ambony kianja tena mivoatra tokoa i Vinih indrindra indrindra eo amin'ny fahamatorana milalao sy ny hatanjahana izany. Fa amin'ny lafiny rehetra dia nivoatra izy. Ny namany ary dia niteny mihitsy fa sarotra hoy izy ireo ny mamaky an'i Vinih. Ary nampian'izy ireo fa Faly izy ireo manana rahalahy azo hatokisana toa azy eo ambony kianja.
Ny hitarina dia hitombo hatrany ny fahaizan'i Vinih ary mirary soa azy ho lasa lavitra amin'ity taranja ity.
28/01/2021
23/01/2021
67city fcπ
ππ
π€π
πͺπ»
14/01/2021
π
07/01/2021
29/12/2020
67 city fcβ€