07/10/2023
ZARA DIHY
ECOLE DE DANSES (DANSE DE COUPLE, AFRO)
ANIMATION ÉVÉNEMENTIELLE
ACCESSOIRES DE DANSES Danseur, chorégraphe
07/10/2023
04/09/2023
24/06/2023
Ho ela velona ny ZARA DIHY
Miarahaba antsika rehetra!
ny COURS DE DANSES DE COUPLE antsika androany ao &T ART Andohan'imandroseza.
Misokatra ho an'ny rehetra na debutant na intermediaire.
Tongava fa Mora raisina ny fampianarana
Fanazavana: Mp na 034 10 835 71
Miarahaba antsika rehetra!
ny COURS DE DANSES DE COUPLE ao &T ART Andohan'imandroseza, rahampitso ASABOTSY.
Misokatra ho antsika rehetra maniry te ahay handihy na mba te hanamafy izay Hay.
Fampianarana Tsotra, Mora raisina
Fanazavana : Mp na 034 10 835 71
Miarahaba antsika rehetra!
08Janoary no hiverina ny cours de danse de couple-tsika ao &T ART ANDOHAN'IMANDROSEZA rehefa nitsahatra nandritra ny fety.
Chorégraphie maivana no ho ataontsika ahafahana manalazy nahatratra ny taona 2023.
La compagnie ZARA DIHY vous souhaite une bonne et heureuse année à tous.
24/12/2022
COMPAGNIE ZARA DIHY
Mamerina ny arahaba ary mirary soa ho an'ny tokantrano zay naorinareo 2 androany
24/12/2022
COMPAGNIE ZARA DIHY
Mizara fifaliana, fitiavana mandrakariva
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo