09/08/2026
Hier, BC AKAMA a ouvert ses portes à une nouvelle génération de basketteurs 🏀💙💛.
De nouveaux visages, de nouvelles énergies et surtout une nouvelle saison qui commence !
Bienvenue à tous les nouveaux membres de la famille AKAMA.
Ensemble, travaillons, progressons et grandissons ! 💪🏀
BC AKAMA — une équipe, une famille, une passion.
03/08/2026
Salama ô! 😊
Tonga ilay efa nandrasana! 🏀🔥Open Day BC AKAMA amin'ity Asabotsy ity!
Tongava maro hiara-hilalao, hifankahafantatra ary hizara ny fitiavana ny basikety.Misokatra ho an'ny rehetra!
BC AKAMA 🏀🇲🇬
Plus d'infos :0389286678
26/07/2026
Un terrain, une équipe, une famille. 🏀
Hier encore, nous avons travaillé ensemble pour rénover notre terrain.
BC AKAMA, on construit ensemble, on grandit ensemble. 💙💛
Kianja iray, ekipa iray, fianakaviana iray. 🏀
Omaly indray dia niara-niasa izahay nanavao ny kianjanay.
BC AKAMA, miara-manorina, miara-mitombo. 💙💛
izahay fa mbola maro ny ho avy! 🙌
18/07/2026
🇫🇷 Aujourd'hui, les dirigeants de BC AKAMA 🏀 se sont réunis pour échanger sur l'avenir de notre club. Une réunion riche en idées, en respect et en ambition. Ensemble, nous voulons construire un avenir encore plus solide pour notre équipe. Merci à tous pour votre engagement et votre confiance. Le meilleur reste à venir ! 💙🏀
🇲🇬 dia niara-nivory ny mpitarika BC AKAMA 🏀 mba hifanakalo hevitra momba ny ho avin'ny klioba. Feno hevitra, firaisankina ary fanantenana ny dinika. Mino izahay fa miaraka no hanorina BC AKAMA matanjaka sy hahatratra tanjona lehibe kokoa. Mankasitraka anareo rehetra tamin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanoloran-tena. Ny tsara indrindra mbola ho avy! 💙🏀
15/07/2026
Une page se tourne...
Merci à tous pour cette aventure. Les défaites nous font grandir, les victoires viendront avec le travail.
BC AKAMA reviendra plus fort ! 💙🏀🔥
Mikatona ny pejy iray,fa tsy mifarana ny tantara.
Misaotra anareo rehetra nanohana anay. Hianatra amin'ny faharesena izahay ary hiverina matanjaka kokoa.
BC AKAMA tsy kivy! 💙🏀🔥
08/07/2026
Manasa antsika Namana rehetra eny Ambohimanarina MBA hoavy anohana ny BC AKAMA 🏀🙏!
05/07/2026
🏀 Une journée faite de leçons et de satisfaction.
Malgré la défaite de nos filles, nous gardons la tête haute. Chaque match nous fait grandir et nous reviendrons plus fortes.
Félicitations à nos garçons pour cette belle victoire ! 👏
Dans la victoire comme dans la défaite, BC AKAMA reste uni, continue de travailler et ne cesse jamais d'avancer. 💙🏀🏀
🇲🇬 Andro iray nahitana lesona sy hafaliana.
Na dia resin'ny ekipantsika vehivavy , dia tsy kivy. Lesona iray indray izany, ary mbola hiverina matanjaka kokoa izy ireo.
Arahabaina kosa ny ekipantsika lehilahy tamin'ity fandresena tsara tarehy ity! 👏
Na fandresena na faharesena, BC AKAMA dia mijoro ho iray fo, manohy miasa mafy ary tsy mitsahatra mivoatra. 💙🏀🏀