🤗Tongava ato amin’ny Secret Garden raha hiala voly miaraka amin’ny akoho be ny laoka🐔🐓😜
Golden Fluc
𝑺𝒆𝒄𝒓𝒆𝒕 𝑮𝒂𝒓𝒅𝒆𝒏
Centre de Loisirs_ Espace vert_Villa Privée_Privatisation
✅Ouvert du Mardi_Dimanche
🕔09h_19h
☎️038 52 278 74
Daday indray no mandray anareo ato aminy Secret Garden 😉
Golden Fluc
07/08/2026
Miarahaba ndray o!😍
Efa mafana ny andro e!🤗
Mitady toerana ve nareo hitondrana ny ankizy kely
Tongava ety amin’ny Secret Garden fa ho faly sy afa po nareo😉
Ireto avy ny activité misy :
́💥trampoline
💥Piscine
💥Topoggan
💥Maisonnette
💥Baby foot
💥Tunnel
Misy karaoké koa an!
Misokatra ihany koa ny Restaurant
💢Contact:038 52 278 74
💢Lieu : Itaosy andohatanjona arrêt bus vavahady
💢Prix d’entrée : 10000ar
😱Moins de 5ans gratuit😱
Salama daholo e!🤗
Mampahafantatra izahay fa privatisé androany 1er Août fa misokatra rapitso 2Aout
Misaotra tompoko. 🥰
Aza tara ary o🤗
11/06/2026
Bonjour daholo ! 🤗
Mitady toerana ve nareo hanaovana fety
ex:Anniversaire
Baptêmes
Fiançailles
Réunion de famille
Communion
Tongava ety amin’ny Secret Garden fa misy tolotra amin’izany ato🥰
Toerana : Andohatanjona itaosy arrêt bus vavahady 😍
contact : 038 52 278 74
21/05/2026
Tonga ndray ity ny Pentecôte sy ny Lundi de Pentecôte e !😍
Mitady toerana ve ianareo andehanana tongava ety amin’ny Secret garden fa toerana calme sady misy Ambiance be🥰
Tongava ary e ho ento ny fianakaviana sady promotion be an!🤗
😱7000ar prix d’entrée😱
Lieu:Itaosy andohatanjona
Contact:038 52 278 74
Mampahafantatra zahay fa 🥰Privatisé rapitso 14mai 🥰ary miverina misokatra ny zoma 15mai misaotra indrindra tompoko 🤗
Mampahafantatra zahay fa privatisé rapitso 🥰Sabotsy 10mai🥰 ary miverina misokatra ny Alahady 11mai misaotra indrindra tompoko 🤗
Mampahafantatra zahay tompoko fa
❤️PRIVATISÉ❤️ rapitso 06Mai ary miverina misokatra ny Alarobia 07 mai
Misaotra indrindra tompoko 🤗😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |
| Sunday | 09:00 - 17:00 |