Association des anciens Barikadimy eto Antananarivo

Association des anciens Barikadimy eto Antananarivo

Share

Le but c'est d'accueillir tous les anciens étudiants de l'Université de Toamasina où que vous soyez

18/05/2026

Miarahaba Anciens Barikadimy eto Antananarivo
❌❌❌ ❌❌❌
Miangavy atsika rehetra izay nanao "recensement" olom-pantany mba samby andefa amin'ny hafatra miafina na any amin'i filoha Franco Delson ny lisitra miaraka @ contact (numéro de téléphone + adresse mail raha misy).

Mangataka aminareo koa mba hanome ny fotoana izay tratranareo anaovantsika fivoriana fa misy zavatra ho dinihina tena maika, izay tsy maintsy alohan'ny faran'ny volana May ity. Miankina amin'izany ny ainan'ny fikambanantsika.

Ianao izay maniry ho mpikambana na mila filan-kevitra dia aza misalasala manatona anay.

Mankasitraka tompoko !

Photos from Université de Toamasina Officiel's post 14/05/2026
Photos from SPAT - Société du Port à gestion Autonome de Toamasina's post 06/05/2026
Photos from Association des anciens Barikadimy eto Antananarivo's post 03/05/2026

Miarahaba an'i Dr Aldiel Bola amin'izao nazahoana "Doctorat en Économie" izao. Tsy mitsanga-menatra ny Oniversitean'i Toamasina fa manana tanora manampahaizana.
Mirary soa ary tongava amin'ny avo indrindra.

23/04/2026

Bonjour Anciens Barikadimy, ireto ny fepetra takina ho an'izay maniry hiditra mpikambana.
Mba zarazarao ho hitan'ny namantsika rehetra.
Mankasitraka atsika !

15/04/2026
27/03/2026

Faly miarahaba atsika Anciens Barikadimy rehetra eto Antananarivo, na mipetraka na mivahiny maharitra.
Manentana atsika samby hanentana sy hanao "recensement" izay olona akaiky azy ka efa nandrato fianarana tao @ Oniversitean'i Toamasina, na tamin'ny taona firy na taona firy. Tsy manavaka "promotion", na zoky na zandry.
Araho akaiky ny pejy fa tsy maintsy ambara eto ny fandaharampotoana manaraka.
Aza misalasala manoratra atÿ aminay raha misy fanehoank'hevitra.
Mirary soa sy mirary faran'ny herinandro mahafinaritra !

01/03/2026

Misaotra antsika rehetra izay tonga nanatrika ny fivoriana natao androany teny Anosy.
Araka ny tapaka dia i Franco Delson no "président par intérim" mandrapahatongan'ny fifidianana manaraka.
Ho anao izay mahatsapatena fa efa nandalo fianarana tao @ Oniversitean'i Toamasina, miangavy mba hanome sosok'hevitra hampandroso an'ity fikambanana ity.
Aza misalasala manotra hafatra miafina na maneho ny hevitrao eto @ "Commentaire".

21/02/2023

Miarahaba atsika rehetra, ny association tsinka mpianatra tranainy barikadimy dia efa mijoro ara-dalagna ka aza misalasala miditry ho mpikambana fa maro be ny avantage hitantsika ao anatiny toy ny hoe fitsinjovana am samy mpaiara-belona na aminy tsara na am ratsy ary mbola ao koa ny fifanampiana am fitadiavana asa
Ny firaisankina no hery
Misaotra indrindra tompoko!

18/02/2023

Miarahaba atsika rehetra
Aza misalasala manentana ny namantsika mba hanao "j'aime" sy "partage" mba ho fantan'ny be sy ny maro fa efa mijoro tsara ary ara-panjakana ny Association des anciens Barikadimy_Anciens B5
Afaka miantso na mandefa hafatra miafina izay misy fanontaniana

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address


Lot II C 131 Ambohijatovo
Antananarivo
101